Liste des messages
Liste des messages, inserés par 3188, par ordre de date
3188
(
01/12/2011 23:54)
passport
Slt dool!!!aona kay r reto no tokony ho ataoko fa very ny passportko..me6 mialou....
suite
3188
(
11/03/2011 16:56)
fangalobolo
mino ve ianareo fa mety misy ao madagascar marina ity karazana biby ity http://www.youtube.com/watch?v=XXR-9yFKtBI...
suite
répondu par soanja le 13/03/2011 09:10
3188
(
24/01/2011 15:46)
urgence
aiza kay no tokony ho aleha ra hanavao PASPORT.simba lay izy fa tsy very an!eto americ zah no mipetraka .tokony hanantona ny ambassade et ve sa aona ?misaotra anareo miaoha ...
suite
répondu par soanja le 01/02/2011 01:44
3188
(
18/01/2011 20:24)
tsy azoko mihintsy hoe aona
nisy sipa iray izay niaraka t@ko,nisaraka anefa izahay ,efa ho 1 volana mahery teo angamba.ary izy efa niaraka t@ bandy hafa.sendra nifanena anefa izahay omaly maraina...dia nandeha ny resaka,dia note...
suite
répondu par labouche le 26/01/2012 09:51
3188
(
22/10/2010 15:29)
kofesy
nihani-kazo ty ramatoa iray ka tsy nanao silipo .sendra nadalo i mompera ka tazan'i mompera ilay zavatra.tonga nikofesy tany @ mompera ity ramatoa.=== hoy mompera ...
suite
répondu par anja91 le 24/11/2011 09:09
3188
(
22/10/2010 15:13)
izy roa
nohentin'ity bandy tao an-trano hono ny sipa .ka tao @ efitranon'ilay bandy no niseo ny tantara,ny dadan'ilay bandy mihaino ny resak'izy roa ao ambadikin'ny varavarana : hoy lay sipa===== dia nanorok...
suite
répondu par anja91 le 24/11/2011 09:11
3188
(
11/08/2010 22:29)
gasy eto usa
slt daholo!ho anareo gasy eto usa.mba mangataka email na tel fa manana problme zah dia mba mila hevitra avy aminareo. mba valio @ ity .mba miangavy raha azo atao fa ilaina maika.ty ny numeroako 603 39...
suite
3188
(
12/07/2010 20:43)
inona ary zao?
tsy akoho tsy vorona ,nefa misy takorobabony...
suite
répondu par bn102 le 15/07/2010 05:44
3188
(
11/07/2010 00:07)
iza ary ah
iza ary ah? andriamanitra tia ah ;devoly tsy ah;foko telo no misy ah; ...
suite
répondu par 3188 le 14/07/2010 16:25
3188
(
03/07/2010 15:17)
inona?
inona ary ny mofo tsy misy any an -danitra?...
suite
répondu par nannie le 11/07/2010 07:04
3188
(
25/06/2010 15:53)
RASTA SY SOLA
inona no hitovizan'ny rasta sy ny sola ...
suite
répondu par nantmir le 26/09/2010 14:42
3188
(
19/06/2010 13:23)
21 decembre 2012
mba aona ny hevitrareo momba ity [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=x66Kys40gcA[/youtube] zah alou tsy mahafantatra fa ny hevitrareo .tena marina ve?...
suite
répondu par Miharena le 09/07/2010 15:22
3188
(
11/06/2010 17:58)
sigara
sao mba misy manana toro hevitra .te hiala sigara fa tsy mety afaka mihintsy...
suite
répondu par arialy le 06/07/2010 08:36
3188
(
10/06/2010 17:38)
hanafatra artiste vahiny
tsy aleo ve zaraina @nay vahoaka lay vola 2.200.000 er e! izahay zao hatramin'izay nitondranareo FATY ireo tsy mbola nihinana izany hena izany. @ 26 juin zao mbola tsy na ho patsa na ho ravim'bomanga...
suite
répondu par rijadolly le 11/06/2010 03:41
3188
(
06/05/2010 22:41)
nanjavona daholo
slt fa lasa aiza daolo ny mpisera to tsis tazana tsony. aiza ry JARIFA :( :( :( :( ...
suite
répondu par marcus11 le 17/08/2010 19:52
3188
(
23/02/2010 14:52)
tsy tiako
tena mampalahelo ny toe-tsain'le gasy sasany aty americ fa tsy te ahalala ny tanana tsony.ohatra 1 ty /mijery clip malagasy ;lazainy fa tsisy dikany @ ndry shakira e! ekeko fa ambony ny american fa ...
suite
répondu par xxx le 26/02/2010 08:25
3188
(
04/01/2010 15:53)
sara tiana
slt!misy sipako izay any dago efa dimy taona izahay no niaraka nefa zah lasa aty americ dia tsy itako ze atao nefa izy tena reveko an ! ...
suite
répondu par 3188 le 14/01/2010 20:33
3188
(
04/01/2010 15:29)
tsy mahita gasy
salut!sao dia mba manana adress e mail anieo gasy eto boston nareo fa tena tsy mahita gasy mihintsy zah aty.eto new hampshire zah no mipetraka...
suite
répondu par Lejoba le 25/01/2010 11:52
3188
(
03/01/2010 21:38)
tsy mahay
salut!mba mtady sopapa fa tena tsy itako mihintsy mampiditra hira @ ipod :oops: ...
suite
répondu par badanne le 15/02/2010 11:10
