inona?

1. 3188 ( 03/07/2010 15:17)
inona ary ny mofo tsy misy any an -danitra?
novalian'i nannie ny 11/07/2010 07:04
2. nannie ( 05/07/2010 13:22)
Hummm...... Moufrey !

inona ary ny mofo tsy misy any an -danitra?
3. rijadolly ( 06/07/2010 16:25)
Lavitra CAKE ny any aminao Ray ô! ihihihihih! Mahita atao mihitsy ny ankizy ankehitriny amin' ty hira ovaina ankamatatra ty an!

Omeny 3188 loka koa zany za fa aiko ilay izy an!
4. rijadolly ( 06/07/2010 17:08)
Ohatra iray koa zao ny hoe :
- im- piry solafaka ary Tselatra?
5. hery ( 09/07/2010 08:13)
Hihihi, milay kosa iny lolll , mbola tsy henoko
6. 3188 ( 10/07/2010 23:44)


Ohatra iray koa zao ny hoe :
- im- piry solafaka ary Tselatra?
in 2 solafaka izahay e! samy afaka zany @ le loka ry rija an
7. rijadolly ( 11/07/2010 04:16)
ok! ary e! samy afaka tsika...
8. nannie ( 11/07/2010 07:04)
... fa tena mba tiako kosa ilay hoe : "Lavitra CAKE ny any aminao Ray ô... an !

ok! ary e! samy afaka tsika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3213