tsy azoko mihintsy hoe aona

1. 3188 ( 18/01/2011 20:24)
nisy sipa iray izay niaraka t@ko,nisaraka anefa izahay ,efa ho 1 volana mahery teo angamba.ary izy efa niaraka t@ bandy hafa.sendra nifanena anefa izahay omaly maraina...dia nandeha ny resaka,dia noteneniko izy hoe ;ndao ho any an-tranonay dia nanaiky tsy nisalasala mihintsy izy,nohon'ny tonga tao an-trano anefa izahay dia raikitra ny firaisana.nohon'ny vita anefa ny natao dia nanontaniko izy ;hoe ;enao ve wa mbola tia anah;dia TSIA no valiny.zah alou mbola tia azy.fa ny mahalasa ny saiko dia hoe ;fa maninona izy no mbola nanaiky nanao firaisana t@ko nefa izy milaza fa tsy tia anah intsony. ka aona no fiheritreretanareo azy.mety mbola mirevy anha ve izy sa aona.misaotsa mialou
novalian'i labouche ny 26/01/2012 09:51
2. ziva6 ( 19/01/2011 14:09)
t hanao fotsiny lesy izy a, zara ary izy nahita an'élà, efa mazava b ny teniny!
3. Summer ( 19/01/2011 16:32)
ko ra nilaza aza izy oe mbola tianao v de mbola niaraka taminy ianao?nef izy izn mahita ex def raikitrity? efa nahazo ianao izay de aleo ijnona amizay so harary fo eo aveo.zaranao aza izy nitsitr mba tsy hitoy ny resaka!!!
ziva6:

t hanao fotsiny lesy izy a, zara ary izy nahita an'élà, efa mazava b ny teniny!
4. raherigna ( 20/01/2011 09:58)
Elah letsy mahay mil... fa le bandy vao2 tsy alehany de tsy maintsy tadidiny elah. zany hoe mbola tia anelah izy rah resaka firaisana fotsiny fa ny sisa tsy reviny
5. 3188 ( 20/01/2011 18:42)
misaotra bain a!efa manana fihinana alou zany zah kou.hihihihi
6. Lejoba ( 02/02/2011 15:17)
hano ity fa adala tompo
aza hadino ny fimailo
7. kotobelouh ( 09/02/2011 13:27)
Ty ko ngamb mitondr d tsy foin ko!!!! otrzan fon ren e!
8. joax20 ( 09/02/2011 15:38)
Sakafo ef vonona foana izan sad ts mampisaringotfra @ tsein e
9. vale ( 09/02/2011 15:55)
hahahahaha!
10. reggae11 ( 02/12/2011 07:04)
ny vava fotsiny no miteny tsy tia fa ny ao am pony mbola tsy maty e.sarotra aniny nefa ny hilaza an zay
11. jesuisla ( 19/01/2012 17:43)
tianao izy ,saingy afeniny, f ny sainao no manenjika anao. lay bandy hitanao no mandoto ny sainao. Raha toa ka efa niaraka t@ hafa izy d tsy tonga tany aminao intsony. Ny zavatra rehetra d faritan @ zay zavatra misy sy miseho ary mitranga.
Raha hiteny izy hoe tia anao d matahotra izy ny hisarahanao. Ar ianao no antony nampisaraka anreo, matoa ianao sahy niantso azy.
Angamba ts tia azy ianao, f te ahafantatra hoe, inona ny fitiavana, na ts hitsapa, na tehampahafanina azy fotsiny. Ts misy olon miaraka @ zay ts tiany raha ts misy tombotsoa hafa
12. labouche ( 26/01/2012 09:51)
mety sipa tsy ampy dona zany!fa tonga de kozio @ hamorampony.na le bandy iarahany efa manambady na mety tratrany tsy fidiny e!ny sipa @zao ko nge manidine!ary sode mba nisy resaka sôsy kosary toa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0967