Radio!
1. Djhamhal
(
08/02/2010 07:28)
henoko tamin'ny radio izy ty:
-lehilahy N:2010
-lehilahy 40 taona ;tsy manambady; tsy mifoka sigara;tsy misotro tôka;tsy mijangajanga; tsy mihinana paraky ; tsy miloka; tsy mandainga; tia filaminana; be fitiavana; mitady vehivavy : 22 - 30 taona ; fotsy fihodirana; lava volo; tsotra ny volony; mirefy 1m60 eo ho eo ;tsy matavy -tsy mahia; tsara tarehy; maha-te ho tia;manana anton'asa mahavelona;ao anatin'ny FFKM; tsy mbola manambady;tsisy zaza;sariaka ; tia mifandray am fianakaviana ; tia miaina
ambanivohitra sy renivohitra ; bac + ;tsy taizan'aretina ; tsy mora marary; sns......;
dia hoy aho anakam-po oe : ireo ndray zany no adama sy eva kno!!
:-D :lol:

novalian'i xxx ny 16/02/2010 22:19
2. naritsimba
(
08/02/2010 08:18)
Djhamhal>> mahagaga ahy izany olona izany, tena lehilahy ao tsara fa mahazendana ny tsy ahitany vady, fa manao annonce? mampieritreritra
3. Mirananirina
(
08/02/2010 10:19)
lehilahy 40 taona ;tsy manambady; tsy mifoka sigara;tsy misotro tôka;tsy mijangajanga; tsy mihinana paraky ; tsy miloka; tsy mandainga; tia filaminana; be fitiavana; mitady vehivavy : 22 - 30 taona ; fotsy fihodirana; lava volo; tsotra ny volony; mirefy 1m60 eo ho eo ;tsy matavy -tsy mahia; tsara tarehy; maha-te ho tia;manana anton'asa mahavelona;ao anatin'ny FFKM; tsy mbola manambady;tsisy zaza;sariaka ; tia mifandray am fianakaviana ; tia miaina
ambanivohitra sy renivohitra ; bac + ;tsy taizan'aretina ; tsy mora marary; sns......;
dia hoy aho anakam-po oe : ireo ndray zany no adama sy eva kno!!
Djhamhal>> mahagaga ahy izany olona izany, tena lehilahy ao tsara fa mahazendana ny tsy ahitany vady, fa manao annonce? mampieritreritrahita hoa,mahagaga tokoa izany.
zany hoe tsy misy kianina afatsy ny halavany izay fohy tokoa raha lhl.
4. xxx
(
08/02/2010 11:26)
zany hoe tsy misy kianina afatsy ny halavany izay fohy tokoa raha lhl.tsy ilay lhl no 1m60 ; fa ny vehivavy tadiaviny ô !! raha ny fahitako an'reny kou ngeh tô dokambarotra ivelany ihany fa refa tafiditra enao vô mahita azy tsara é!
5. Mirananirina
(
08/02/2010 13:00)
Voalaza teo :marina tokoa
zany hoe tsy misy kianina afatsy ny halavany izay fohy tokoa raha lhl.
tsy ilay lhl no 1m60 ; fa ny vehivavy tadiaviny ô !! raha ny fahitako an'reny kou ngeh tô dokambarotra ivelany ihany fa refa tafiditra enao vô mahita azy tsara é!
6. xxx
(
08/02/2010 13:23)
Aleo aloha hihomehy aho ... sady tsy mahazaka no be famaritra be ranamana
sipa ohatr'izany koa ve dia niandry anao teo e, efa lasan'ny olona daholo ny tsara fa nareo mihanahana kou

8. ikaretsaka
(
08/02/2010 18:15)
xxx:
Aleo aloha hihomehy aho ... sady tsy mahazaka no be famaritra be ranamana
sipa ohatr'izany koa ve dia niandry anao teo e, efa lasan'ny olona daholo ny tsara fa nareo mihanahana kou
mitovy hevitra
za vo saika hiteny hoe mba bandy rambon'osy (be famaritra) koa izany
10. soanja
(
08/02/2010 23:28)
Djhamhal:
;tsy mijangajanga; ; tsy mandainga;
Ahoana zany no ahafantarana izany???
:-D Io angaha misoritra amin'ny tarehy? Araky ny volazan'ilay mpanakanto iray izay hoe " tsy misy kaontera" io raha io.
11. naritsimba
(
09/02/2010 08:42)
Enga anie hisy vehivavy andefa annonce dia hilaza hoe : Vehivavy 1,60, mamolava, mifoka sigara, tia mamonjy bal, mitady lehilahy afaka hanala azy @ toetra mahazatra azy.
lol mety ho tsara io an! aiza dia ny samy tsara foana no ho tafaraka dia lasa tsy misy fandrosoana, raha tsy + sy - tsy afaka mandeha ny herin'aratra r'izareo ah!

12. diamondra27
(
09/02/2010 17:00)
efa nandinitena ve le ranamana hoe inona no tsy mi-colle aminy matoa mbola tsy mahazaka sipa sa sao dia hoe timide ndray dia tsy sahy mikoty sipa fa manao anonsy
dia hono ho aho be fitiana hono izy nefa mbola tsy nahazo foana hatram zao ka fitiavana tahaka ny ahoana no amaritany azy
de we tsy mandainga , nefa hita be fa amin'io lazainy io de ahitana fa efa nandainga sahady lery, ndraso hakana mentaliste kely nge hanamarina azy e ,
:-D :-D :-D

13. dangytsmaty
(
11/02/2010 12:42)
Djhamhal:
henoko tamin'ny radio izy ty:
-lehilahy N:2010
-lehilahy 40 taona ;tsy manambady; tsy mifoka sigara;tsy misotro tôka;tsy mijangajanga; tsy mihinana paraky ; tsy miloka; tsy mandainga; tia filaminana; be fitiavana; mitady vehivavy : 22 - 30 taona ; fotsy fihodirana; lava volo; tsotra ny volony; mirefy 1m60 eo ho eo ;tsy matavy -tsy mahia; tsara tarehy; maha-te ho tia;manana anton'asa mahavelona;ao anatin'ny FFKM; tsy mbola manambady;tsisy zaza;sariaka ; tia mifandray am fianakaviana ; tia miaina
ambanivohitra sy renivohitra ; bac + ;tsy taizan'aretina ; tsy mora marary; sns......;
dia hoy aho anakam-po oe : ireo ndray zany no adama sy eva kno!!
:-D :lol:
Mety misy kilema ihany ngamba izy fa tsy teneniny ao kosa é! ohatra fotsiny zao izy tsy mijagajanga zany ao raha( kely basy) hihihihi hôhôhôhô hahahaha
14. muro
(
15/02/2010 14:21)
kaiz!
Anjely ngamba lery d mba te hahazo anjely e! pauvre de lui! :cry: :cry: :cry: