toaka !

1. Djhamhal ( 15/06/2010 06:48)
ny zava-pisotro misy alikaola rehetra ve dia azo sokajiana ho toaka avokoa ?? misy fitenin'ny olona mantsy rehefa mahita olona iray mamo ka misy fofona alikaola kely ilay olona dioa oe : mamom'ny toaka io olona io !!
novalian'i soanja ny 17/06/2010 11:34
2. Ratoa ( 15/06/2010 20:08)
amiko aloha dia taoka daholo na labiera na whisky na hydromel na betsa. Saingy ny dôzy zakan'ny tsirairay no samihafa. Misy mamon'ny labiera iray vera!
3. soanja ( 16/06/2010 01:50)


amiko aloha dia taoka daholo na labiera na whisky na hydromel na betsa. Saingy ny dôzy zakan'ny tsirairay no samihafa. Misy mamon'ny labiera iray vera!


Ny atao hoe toaka amin'ny malagasy raha ny fahalalako azy dia ny zava-pisotro mahamamo rehetra, ka matetika dia namboarina izy ireo hanalana hamohamo (recreation)

Tadidiko tamin'ny mbolakely gaga aho raha nahita lehilahy iray mpiasan'ny hopitaly nisotro alikaola fandiovana fery ampiasain'ny hopitaly. Tena nobobohany mihitsy ilay izy fa hoe mila toaka hono izy.

Tena misy tokoa koa mantsy ny fanafody mahamamo saingy tsy toaka ireny na dia sotroina aza.
4. Ratoa ( 16/06/2010 11:43)
tsy natao ho sotroina kosa ireny soanja. Dia an'isan'ny taoka izany ireny
5. soanja ( 17/06/2010 11:34)


tsy natao ho sotroina kosa ireny soanja. Dia an'isan'ny taoka izany ireny


Tsy toaka ireny ry tsy natao hosotroina saingy izay no nilainy tamin'io fotoana io mba hampihanika azy dia io no nosotroiny. Tsy kely lalana ny olombelona tsinona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3407