Serasera

1. Djhamhal ( 19/03/2012 08:01)
Miarahaba antsika rehetra !
Efa ela ihany ny tenako no tsy teto ny antony moa dia tsy dia tsy miankina amin ny serasera velively akory fa antony manokana . Ka misy soso kevitra na fanatsarana kely atolotro ho an ny tomponandraikitra raha mety ! raha azo atao dia aleo mba hisy sary ireo membre ato satria ny tsapako ato amintsika ato dia tsy dia ampy sary zany ato (Fa tsy hoe TERENA akory an !), hita sy tsapa mantsy fa ny sary no manintona ny olona be be kokoa hitsidika na hijanona maharitra amin ny site iray dia miampy an zay koa ireo vaovao tena mahaliana !
Mahafinaritra foana e !
Djhamhal
novalian'i andrywui ny 15/04/2012 19:59
2. hery ( 19/03/2012 08:21)
Sali Djhamal. Angamba tsy fanatsaràna ho an'ny tomponandraikitra io fa ho an'ny rehetra satria efa misy fampidirana sary ato fa ianareo sisa no mila mampiditra sary.
Ny an'i Djhamal izao dia sary iray fotsiny no hitako Jereo eto nefa ny an'ny tompon'andraikitra dia sary an-jatony jereo eto

Koa raha hampiditra sary dia mandehana ao amin'ny Fampidirana sary eto
3. Djhamhal ( 19/03/2012 09:00)
OK ! izay fanentanana izay mihintsy no ilaina !
Mankasitraka e !
4. mirananirina ( 21/03/2012 16:11)
Ny mahakamo manisy sary ange ry Djhamhal dia misy maka ny sarinao indrai2 ary hisandohany ol,tsy eto ihany fa na fb na sns ze misy sary rht(efa nisy nampiasa ny sariko teto sera2)ny mahagaga de tato ihany no navoakany
5. hery ( 21/03/2012 16:53)
Ny tompon'ito sary ito izao tsy mieritreritra mihitsy hoe misandoka sary i mirananirina :-)

Mety tsy fisandohana sary ilay izy fa vedety ianao dia ny sarinao no mba entiny hanaingoana ny identité-ny.

Mitovy amin'ny ataonao io mihitsy. :-p
6. mirananirina ( 21/03/2012 17:20)
Nga ny ahy io tena olona ry Hery?(tsy sarin'olona tiako tenenina)
7. hery ( 21/03/2012 17:49)
Oh, noheveriko fa sarin'olona
8. mirananirina ( 21/03/2012 18:16)

hery:

Oh, noheveriko fa sarin'olona

:)
9. Djhamhal ( 11/04/2012 06:12)
salut! Mirananirina: Ny mahakamo manisy sary ange ry Djhamhal dia misy maka ny sarinao indrai2 ary hisandohany ol,tsy eto ihany fa na fb na sns ze misy sary rht(efa nisy nampiasa ny sariko teto sera2)ny mahagaga de tato ihany no navoakany
ny loza ! misy tsy mahalala fomba fa mamafamafa fahatany ny sarin'olona fotsiny ! maninona raha tenenina aloha ny tompony !!
10. hery ( 11/04/2012 06:31)
Mamafamafa fahatany ahoana koa?

Raha ao amin'ny sie namana.serasera.org ianao no mampiditra sary dia misy soratra menamena be eo amin'ny fampidirana sary hoe "Ny sary tsy misy anao dia hofafaina". Ka raha sary vorona no ampidirinao dia fafain'ny mpandrindra ao... raha tsy hoe angaha sarinao mitaingina vorona.
11. Djhamhal ( 11/04/2012 06:38)
ngamba itanao tsara ry Hery ny sary nampidiriko tao ! ary ianao aza namaly ahy hoe faly mahafantatra ! ka asa ! vorona ve dia nekenao ho fantatra tamin'iny !!!
12. Djhamhal ( 11/04/2012 06:40)
ny mahavariana ahy koa dia 1 semaine teo ho eo ngamba izay izy no tao dia zao izy nisy namafa zao ! i Ralay mantsy mou no namafa azy é! ka tsy haioko we ny olona rehetra ve no afaka mamafa fahatany izay tiany ho fafana sa olona ôtran'ny aôna ???
13. Djhamhal ( 11/04/2012 07:24)
Mamafamafa fahatany ahoana koa?

Raha ao amin'ny sie namana.serasera.org ianao no mampiditra sary dia misy soratra menamena be eo amin'ny fampidirana sary hoe "Ny sary tsy misy anao dia hofafaina". Ka raha sary vorona no ampidirinao dia fafain'ny mpandrindra ao... raha tsy hoe angaha sarinao mitaingina vorona.

Mino aho fa mbola voatahirinao ao angamba ilay sary nampidiriko farany dia avoahay ampahabemaso ho hitan'ny rehetra eto ilay sary dia eo sika maita azy !!! misy sary 4 teo ho eo ngamba no nampidiriko !! ary io mihintsy ny loha hevitra vao nampidiriko vao tsy ela zay ka voavaly en action miitsy izy ty niany ! melsy ô !!!
14. hery ( 11/04/2012 07:40)
Ny sary nametrahako hoe "Faly mahafantatra" dia jereo fa mbola ao amin'ireo sarinao ireo. http://namana.serasera.org/album/asehoy/a4ac55fa64803a fa tsy tamin'ny sary nofafaina.

Ny sary, averiko ihany, dia fafaina raha ohatra ka tsy ahitana ny sarinao.

Tena tsy tadidiko izany sary hafa izany fa ny hitako izao dia ireo sarinao ireo dia tsy mbola nisy voafafa satria misy sarinao hatrany.
15. Djhamhal ( 11/04/2012 10:20)

tara zany ny info vô tonga fa ilay sary efa ela no voafafa ve?? raha iny dia erreur ko fa ra ny farany kosa non !

Avy amin'i : Ralay | Hafatra hafa tamin'i Ralay
Daty : 10/04/2012 11:30
Hofafaina ny : 11/05/2012 05:14
Voatery nofafain'i Ralay ny sarinao.
Ito ambany ito ny antony nolazainy.

Voatery nesorina ny sary satria tsy mifanaraka amin'ny zavatra ilaina
16. mirananirina ( 11/04/2012 13:33)
Ka mety nofafainy angamba dia naveriny indray fa diso izy!hihihi
17. andrywui ( 15/04/2012 19:59)
hoy i mirananirina

Ny mahakamo manisy sary ange ry Djhamhal dia misy maka ny sarinao indrai2 ary hisandohany ol,tsy eto ihany fa na fb na sns ze misy sary rht(efa nisy nampiasa ny sariko teto sera2)ny mahagaga de tato ihany no navoakany
iza ndray zany ol tsy vaky atatra mampiasa ny sarindry zan ry mirana ?
- tsy maintsy ry zalah be mokony reny ndray mamboatra anzay !!!
talentandry zalah manko le mikidaona sarina bandy io fa silaka eo fona reo ry mirana fa mlamina fotsn aaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2235