asio dinika POLITIKA iray vaovao ary rahery hanaovanay vinany a ...

1. terrywui ( 09/06/2010 16:40)
zahay kosa aza terenareo hipitsa hanao pastera sy mopera ao amin politika mifampisafosafo ao zany kle !.....tsy de mety loatra izany fa asio dinika politika2 de raha tianao de aleo tantanan'i Andriambyll na i bazylou hono fa zakandry lerony io !!... fa raha hanao otran'ny fataon'ny TIM tato mifanabosibosy de mifampisafosafo resaka sy mizesta fotsiny ireny de tsy revinay ireny e!....zahay mila kozy réel ,vrai ,pratique ,dynamique ....de ahoana sefo ? mahazo fahafahampo ve ny kofy amizany ?
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:53
2. hery ( 09/06/2010 22:15)
Mandehana ao amin'ny http://namana.serasera.org/vondrona

3. AndriambyII ( 09/06/2010 23:47)


zahay kosa aza terenareo hipitsa hanao pastera sy mopera ao amin politika mifampisafosafo ao zany kle !.....tsy de mety loatra izany fa asio dinika politika2 de raha tianao de aleo tantanan'i Andriambyll na i bazylou hono fa zakandry lerony io !!... fa raha hanao otran'ny fataon'ny TIM tato mifanabosibosy de mifampisafosafo resaka sy mizesta fotsiny ireny de tsy revinay ireny e!....zahay mila kozy réel ,vrai ,pratique ,dynamique ....de ahoana sefo ? mahazo fahafahampo ve ny kofy amizany ?

Aminazy iany anie elah Rawuix reefa mba manam-paatonianéé !Rahery tena hou lasa resaka ouii nonn ouiii nonn nononnn sisa no ao @ dinika politika ao rah ampiarina ny lalàna vavaon' ny sera² !
4. terrywui ( 10/06/2010 09:21)
aleo ary tsy dinika politika no atao fa "lohahevitra"vaovao mihitsy atsangana e!..afaka tsy miditra ao anie ze malefadefaka sy ze mila politika mangitsingitsy e!...fa mba jereo anie le condution ataonareo e!...
-tsy mila hors sujet fa raha tsy zany de.....
-tsy mila manimba dinika fa raha tsy zany de...
-tsy mila teny mamia-fady (iny alou ekeko ) fa raha tsy zany de...

de inona tsony no aha-politika an'io fa hangitsy tanteraka io raha fe-perana otrizany !
-ka asio lohahevitra vaovao mihitsy ary momba anizay mba angatahina aminareo admin e !
-de mba diniho le kozinay fa tsy manao mahare fa tsy mahita fotsiny na tonga de non avy hatrany e !...
5. hery ( 10/06/2010 09:38)
terrywui:

de inona tsony no aha-politika an'io fa hangitsy tanteraka io raha fe-perana otrizany !


Aleo hangitsy.
Raha tena ilain'ny olona ny resaka politika tahaka izany lazain'i terrywui izany dia manangana vondrona ao amin'ny http://namana.serasera.org/vondrona dia miantsoa kil, dia ho hitanay raha mahazo kil sy be mpiresaka.
6. terrywui ( 10/06/2010 10:49)
tsy mampazoto le misitritsitrika be any zany fa ra mety de eto amin'ny "lohahevitra" tovanana fotsiny an'izay de mety anie e!....nareo ko anie sarotra resahina be fa refa oe tgv le tomponle hevitra de negatif be fona nareo e!... fa raha i rakaroka zao na i ravato no nikozy anizay de rapide be hery ! nanovana anle izy !....
7. hery ( 10/06/2010 10:59)
Tsy mampazoto koa ilay mamorona lohahevitra vaovao sy ny mamaky izay ao anatiny ao raha gidragidra fotsiny.
Tsy hisy lohahevitra hafa ankoatra ireo intsony eto fa raha te hamorona dia mamorona any amin'ny http://namana.serasera.org/vondrona na any amin'ny sites hafa.


8. terrywui ( 10/06/2010 11:06)
LEEEE....BORAINGONA ? ngah gidragidra zany ny tsy mitsitsy teny ee...tena samy hafa zany le eritreretitsika !....ny tiko lazaina de hoe mba tsy mitsisy fitenenana fa tsy hoe manao politika mohaka be fotsiny le izy ...!
9. hery ( 10/06/2010 11:16)
Mahazo tsy mitsitsy teny koa ao amin'ny politika ka.

Tandremo fotsiny ny
- fanopàna olona,
- ny mivoaka amin'ny lohahevitra (ohatra ny resaka hoe "mety ve ny manangan-tsaina" dia ny havaly azy hoe "ialahy mipetraka atsy ananona")

Anisan'ny tsy mitsitsy teny izao ny miteny hoe "Mialà Rajoel", azo atao ao amin'ny politika tsara izany...
10. pikatti ( 10/06/2010 12:58)

Tsy hisy lohahevitra hafa ankoatra ireo intsony eto fa raha te hamorona dia mamorona any amin'ny http://namana.serasera.org/vondrona na any amin'ny sites hafa.

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
Efa nasiko leisy ao a, notanterahiko ny sitrapo'elah fa aza misawal lava eto elah


tsy mampazoto le misitritsitrika be any zany fa ra mety de eto amin'ny "lohahevitra" tovanana fotsiny an'izay de mety anie e!

Ny an'i rawix koa anie dia ny hizesta @ io resaka babakoto io ihany no mahamaika anelah e

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
11. terrywui ( 10/06/2010 13:54)
k'inona fa tsy rava ny tsena zany fa be mokony be i hery lee....de miandry ze sitrapon'ny sefo eto ndray zany ko !!....inona fa tsy hanambitamby resaka amin'i locl sy diloo sy bekiraro(demony) sy ry feticon ao zany no atao raharaha fa tsisy fana-petsana tsony kleeeee.....gaigy ty !!!!!....

12. gassmilay ( 10/06/2010 15:28)
Efa nisy namanareo ao manao fanadramana ka raha tsy mandeha tokoa dia ho fafany
13. terrywui ( 14/06/2010 11:39)
14. wxxx ( 15/06/2010 14:57)
Aza mitsoaka e hihihi io ny anay raha tsy faly mibontsina hihihi
15. swann ( 21/06/2010 09:53)

WXXX = vita elah .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1975