Nohavaozina ny dinika serasera

1. hery ( 28/05/2010 10:15)
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ity takelaka ity. Fanavaozana anatiny goavana ihany no natao satria ny milina ampiasaina mihitsy no nosoloina.

Inona ny zava-baovao?

  • Tsy misy dinika manokana intsony eto. Ny dinika manokana dia ao amin'ny http://namana.serasera.org/vondrona ary novaina hoe Vondrona.
  • Tsy misy xxx intsony. Tsy misy antony manokana fa sarotra be fotsiny ny manao azy amin'izao. Mety hatao ihany amin'ny manaraka.
  • Azo jerena ao amin'ny tahiry ny hafatra efa taloha be (antaonany maro) .... fa mbola tsy vita
  • Afaka mampiseho video avy hatrany avy any amin'ny Youtube Jereo eto ny fanazavana


Manana sosokevitra na mahita olana?
novalian'i hery ny 04/06/2010 11:09
2. bor2lais ( 28/05/2010 11:21)
Ilay bokotra "Miverina eny ambony" no toa tsy mandeha tsara e !
3. pikatti ( 28/05/2010 20:24)
Asio an'ilay hoe "jereo aloha" ihany Rahery izay vao alefa ny dinika raha azo atao
Tsy mbola eo koa ve le sarisarikely ireny, hotrany tsy ampy loka ny lohateny sy valiny
Mino aho fa ho vita mian-dalàna eny ihany e
Ny efa tazoko aloha dia milay
4. terrywui ( 28/05/2010 20:50)


Asio an'ilay hoe "jereo aloha" ihany Rahery izay vao alefa ny dinika raha azo atao
Tsy mbola eo koa ve le sarisarikely ireny, hotrany tsy ampy loka ny lohateny sy valiny
Mino aho fa ho vita mian-dalàna eny ihany e
Ny efa tazoko aloha dia milay

elah kou anie rapika mahagaga mitsy fa zavatra mazava be io kou tsy azonlah ahoana ary !!?? efa nazavaiko tamlah tam hariva teo adiny telo ny fanaovana anla serasera vaovao hay zany le izy tsy azonlah mitsy !!! zao elah ka mbola mikonetaka amin hery ndray manotany nefa efa zavatra nazavaiko miaraka tsara tam stylo sy taratasy zao anikeo !! --antsoy amn phon ndray ary ah de hazavaiko amlah ndray ze mbola tsy azonlah tsara !! tena zavatra tsotra kely io ve letsy adiny dimy be zao lany amlah lee..zany ary mbola tsy ten azonlah mazava tsara le izy fa mbola azokazonlah ratsy ihany !! sarotra hazavaina resaka elah ka ! itako no tezitra amlah daholo ny mpisera ao !!..jereo ty hadontoanlah ary kouu...
5. McFy ( 29/05/2010 02:54)
sali,

Izany hoe hitanao ve hoe be dia be tokoa ny dinika miverina indroa in-telo?

Manjary mety t@ ilay mbola tany ampianarana ireny refa voasazy. :)

6. terrywui ( 30/05/2010 21:38)
le couleur fotsiny no avereno raha mety fa lasa noir et blanc be le izy !....
7. hery ( 31/05/2010 07:28)
McFy> Efa tsy ao intsony angamba ilay miverimberina.
8. sitlo ( 31/05/2010 19:14)
Mahafinaritra aloha ilay mahita anareo miezaka hatrany manavao an'ilay izy. Fa raha izaho manokana no anontaniana dia aleoko ilay izy misy lokoloko. Ohatra ny sarotra be ny manaraka an'ilay izy.
9. McFy ( 01/06/2010 00:59)
Hery> Misaotra dia mazotoa hatrany e.

Ny saika hanapiako azy raha azo atao dia dia mba atao Gras ny solon'anaran'ny mpanoratra. Sady inoako fa mora ny manampy le "code" avy any @ css. Litera 3 dia vita sa? Ny ahy manokana aloha dia tiako kokoa ilay tsy dia be loko toy izao. efa zatra ilay "Black & White" koa angamba :)

Zany hoe refa sendra ny isa fotsiny ohatra ny solon'anarana no tsy misy sary dia somary manavia be le mijery hoe iza le nanoratra.

Izany hoe mora ny mangataka fa ianao ihany no mahafantatra ny fotoana anananao ao.

Mankasitraka mandrakariva e
10. pikatti ( 01/06/2010 06:49)

atao Gras ny solon'anaran'ny mpanoratra

dia atao surbrillance ny citation fa hotrany mifangaro be @ jeri-kiana sy jery totika , tsy afaka averina ve ilay mihamatroka tsikelikely arakarak'ilay fotoana lasa 'ilay en gras no valiteny farany dia miha matoka tsikelikely ireo faramparany,hotrany teo aloha iny e
11. hery ( 01/06/2010 06:59)
- Efa mandeha tsara ilay lien "miverina ery ambony"
- Nataoko gras ny solonanarana
- Hojereko ilay resaka loko.
12. pikatti ( 01/06/2010 07:03)
Ity koa misy fanontaniana avy @ wiwi , tsy sahy manontany hono nedala fa bobaka ps loatra e , tsy fantany intsony hono hoe iza no ps entiny fa tsy tazany hoe iza no entiny fa dia ny hoe "hivoka" fotsiny sisa no hitany eo, efa nolazaiko aloha ny hevitro e, navaliko azy dia hoe tsara ho an'ialahy izay , dia tadidio tsara ary sao i bazylou no entin'elahy na antimpanahy
13. terrywui ( 01/06/2010 09:10)
14. Fiffi ( 01/06/2010 19:29)


Hery: tsy mety nga raha tsy averina lé we:"Dinika rehetra" satria rehefa klikéna io toundé hita avy hatrany ny namaly farany am dinika ? zao manjary klikéna tsirairay ny lohahevitra vao afaka manaraka an lé dinika.....

...dé mba azo averina ve lé we: "jereo aloha" alohany andefasana lé valiny ?

....ohatran'hafahafa lé we: "Tehirizo" à la place an'lé we: "Alefaso"

15. pikatti ( 02/06/2010 00:06)
Misy dinika ao Rahery ny mpamaly betska nohon'ny mpamangy , milaza ve izany fa misy olona sasany miovaova ps fotsiny , na miova ps ve izany io olona io dia ny IP ihany no mitondra azy?
Gaga koa aho mijery ny dinika alefan'i rawix misy mpamangy ihany
nolazaina mantsy fa izy ihany no mikliky lava ny dinika alefany dia bobaka be ny mpamangy sondriana aminy hono
izany hoe tsy isaky ny IP izany io vangy io fa izay mikliky foana aman-jatony ao dia azo lazaina fa misy olona liana araka ny fanambarany lol sa misy olona betsaka tsy mitotaly http://www.icone-gif.com/gif/smileys/confus/3d-pet-confus.gif
16. pikatti ( 02/06/2010 00:11)

Zay izany leisy rawix fa lasa any ny fanontanin'elah, dia inona koa moa leisy efa hain'ialahy @ izay ve le nandefa sary , toa saika tsy tafa indray le tatsy ambadika iny nefa efa nazavaiko tsara ,
17. hery ( 04/06/2010 11:09)
- Ny mpamaly betsaka noho ny mpamangy dia satria t@ dinika taloha tsy mbola nisy resaka vangy. Noho izany mety ho 0 mihitsy ny vangy ho an'ny dinika taloha be tany.
- Mbola hahitsy io resaka vangy io :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.238