Fa mba aiza hoa i ravao e???

1. xxx ( 08/03/2010 07:51)
Tsy izany fa ohatry ny efa elaela ihany izay no tsy nahitana an'i ravatorano plus connu sous le nom de ravao torana teto ka mba manontany vaovao ho an'izay mahalala e???

Misaotra!
novalian'i hery ny 31/05/2010 13:11
2. xxx ( 08/03/2010 17:28)
tsy afaka mi surf toy ny talou tsony hono izy e! any am fb izy no manambara izany na any aza izy tsy hita firy intsony miserana miarahaba fotsiny ihany .
3. terrywui ( 31/05/2010 13:07)
nofaizina izy fa nivadika palitao !......
4. hery ( 31/05/2010 13:11)
hmmm i terrywui ve no nanafay azy? Sa nisy resaka nataony tany aminao hoe nofaizina izy? Afaka resahiko mantsy izany satria raha izaho aloha tsy nanafay azy.

Dia tahaka izany foana ve no fomba fiainanareo? Manely tsaho etsy sy miditra amin'ny zavatra eroa?
Aoka lahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1548