Tsy misy takona izay tsy aseho !

1. bor2lais ( 28/05/2010 08:10)
Misaotra ny admin nanome endrika vao² ity sehatra ity !

Misy fanamarihana kely fotsiny : toa pejy 1 ihany isaky ny lohateny no azo vakina (fa tsy izy rehetra), izany hoe tsy misokatra daholo ny valinteny rehetra momba ny lohateny 1 ?

Fa ny nahatsikaiky indrindra dia ny nahita ireto solonanarana xxx miseho masoandro : ary misy tsy ampoizina a !

Io angamba izany ilay hoe "tsy misy takona izay tsy aseho !" Hihihihi ! (miala tsiny fa tsy nahita "sary kely" intsony aho ! )
novalian'i hery ny 01/06/2010 06:53
2. hery ( 28/05/2010 07:27)
- Alefako atsy amin'ny Momba ny serasera ity
- Rehefa sokafana dia misokatra ka :-)
- Ny sary kely (sarintsiky?) mbola hiseho eo fa raha mahatadidy tsianjery dia mahay hoe :-p
- Inona izany xxx ?

3. soanja ( 28/05/2010 07:31)
Marina tokoa fa niseho izay miafina. Mba nomen'i admin fomba izany isika tamin'ity indray mitoraka ity hijery hoe iza avy ireo xxx.
Misaotra ny xxx rehetra nandray anjara hatramin'izay ary!
4. bor2lais ( 28/05/2010 07:55)


- Alefako atsy amin'ny Momba ny serasera ity
- Rehefa sokafana dia misokatra ka :-)
- Ny sary kely (sarintsiky?) mbola hiseho eo fa raha mahatadidy tsianjery dia mahay hoe :-p
- Inona izany xxx ?


Nanandrana nanokatra lohateny manana valinteny 62 aho fa ny 19 voalohany ihany no hitako. Izany hoe toa tsy ampy ilay fitaovana fifamoivozana "tohiny" ery ambany raha ny fijeriko azy !
Mahereza e !

:-)
5. bor2lais ( 28/05/2010 07:57)

hery:

- Alefako atsy amin'ny Momba ny serasera ity
- Rehefa sokafana dia misokatra ka :-)
- Ny sary kely (sarintsiky?) mbola hiseho eo fa raha mahatadidy tsianjery dia mahay hoe :-p
- Inona izany xxx ?


Nanandrana nanokatra lohateny manana valinteny 62 aho fa ny 19 voalohany ihany no hitako. Izany hoe toa tsy ampy ilay fitaovana fifamoivozana "tohiny" ery ambany raha ny fijeriko azy!
Mahereza e!

:-)
6. bor2lais ( 28/05/2010 07:57)
hery:

- Alefako atsy amin'ny Momba ny serasera ity
- Rehefa sokafana dia misokatra ka :-)
- Ny sary kely (sarintsiky?) mbola hiseho eo fa raha mahatadidy tsianjery dia mahay hoe :-p
- Inona izany xxx ?

Nanandrana nanokatra lohateny manana valinteny 62 aho fa ny 19 voalohany ihany no hitako. Izany hoe toa tsy ampy ilay fitaovana fifamoivozana "tohiny" ery ambany raha ny fijeriko azy!
Mahereza e!
7. hery ( 28/05/2010 08:04)
ie, izay indrindra no nilazako an'ilay ao amin'ny pejy fandraisana hoe

Raha misy olana dia Lazao eto
8. hery ( 28/05/2010 08:15)

Nanandrana nanokatra lohateny manana valinteny 62 aho fa ny 19 voalohany ihany no hitako.


Aiza hoe no misy an'izany? Omeo lien hijereko azy
9. bor2lais ( 28/05/2010 08:20)
Lohateny momba "Boka folo lahy" no nandramako !
10. hery ( 28/05/2010 08:39)
Ok, efa mety amin'izao. Misaotra.

Teneno ihany raha misy zavatra sendra tsy hitako.
11. ouioui ( 28/05/2010 11:35)
Fananiana napoitra ve ireo xxx ireo ry Hery fa nipoipoitra ao daholo ny xxx nataon'i Djhamal ao @ resa-dehilahy
Djhamhal - 12/05/2010 13:57

refa mitsofoka iny izy iray manontolo dia mafana be ny ao anaty tonelina ! inona no mahatonga izany ????
:-D:-D
12. terrywui ( 28/05/2010 22:00)
hin hin hin hon hon kobo elah zay batista a!! ..apoipoitran'i hery ao daholo zao ny hadalanlaisany rehetra tao hatramzay !! mbola aiza no ahazo anlha batista a! mody mba hoe djhamal , djahamal eo elah fa ny anlah mitsy no kobo ao daholo io ! avoay iany hery ny tavan'arosondry batista ao a! hon hon hon hon
13. McFy ( 29/05/2010 02:29)
Sali,

Manamafy ny fanontanian'ny sasany etsy ambony aho ra Hery hoe fananiana tokoa ve inty solon'anarana navoaka sa ?

Nisy hevitra nafana dia nafana momba an'io izay anisan'ny nolavinao mihitsy mantsy ilay izy ary nojereko teo ahitana ny mpanoratra rehetra tao fa saingy ny lohateny fotsiny sisa tavela, vao mikliky ilay lohateny nefa dia tsy hita hono ny dinika :) kamo itady ny milina lol sa kamo andinika :)
14. hery ( 01/06/2010 06:53)
McFy> Tsy hoe ho foana mandrakizay ny xxx. Resaka teknika ilay izy. Namorona module forum vaovao aho izay ampiasain'ny clients hafa amin'ny sites hafa. Mila ampiasaina eto amin'ny serasera koa ilay izy. Tsy misy an'io option xxx io anefa ilay izy hatramin'izao dia nofoanana aloha ny xxx.

Mbola mitady fika aho hoe mety hampidirina ho options ve ny xxx kanefa tsy manimba an'ilay module izay ampiasain'ny sites hafa... fa mbola tsy mahamaika aloha izany satria tiako hahazo tombony amin'ny tsikera sy fanatsarana ataon'ireo mpiandraikitra ny sites hafa koa ny serasera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4612