Inona no atao hoe Vangy?
1. soanja
(
28/05/2010 07:33)
Handramatra ve sa hitrongy?
2. hery
(
28/05/2010 08:12)
Jereo ao amin'ny rakibolana :-) http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/vangy
3. soanja
(
28/05/2010 08:15)
Mazava tsara fa misaotra.
4. sitlo
(
28/05/2010 16:15)
Oay ah oay eh
Tsy hitako izay ilana izany raha efa misy ny wikipedia malagasy eh!
pfffffffffffffffff
5. hery
(
30/05/2010 20:23)
Tsy azoko ilay tian'i sitlo tenenina. Tsy hita izay ilàna ny inona?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.5933