hery, le TIM borné sentimental

1. xxx ( 23/02/2010 14:36)
"tais-toi et mange" io no slogan vaovao navoakan'ing. hery tao aorinan'ny fandalovany taty France.
Ka hitako hoe maha-be inspiraka angamba lé mandalo aty satria raha tadidintsika dia i prezida sarko koa dia nilaza zavatra tahaka io. "casse toi pauvre con" hoy izy izay.
Noheveriko fa ny halavan-dry zareo ihany mantsy no nitovy hatrizay kay na eo amin'ilay vocabulaire havokan-dry zareo koa aza.
:wink:
novalian'i zama92 ny 15/04/2010 07:14
2. cowgirl ( 23/02/2010 19:47)
:evil: :evil: WUI WUI Just Shutt Up
3. xxx ( 24/02/2010 03:13)
kokagirl:
WUI WUI Just Shutt Up

tais-toi et mange. :lol:
4. pikatti ( 01/03/2010 13:34)
Kobo foana elah rawix na hilevim-belona aza e??? mivoaha tao @ io xxx io elah raha favy
:evil: :evil: WUI WUI Just Shutt Up

Hatraty mbola petsa foana klé :-D :-D :-D
Fa raha tena mandinika dia elah no hitan'ny mpisera rehetra ato fa manohana an-jambany an'i rabitro,izay aloha dia tsy hiadiam-barotra fa tena marina tanteraka :lol: tena lasa mpanompo sampy
5. Mirananirina ( 02/03/2010 16:33)
Hatraty mbola petsa foana klé
nefa ato tsisy orana :-D :-D
6. xxx ( 03/03/2010 06:43)
Mirananirina:
nefa ato tsisy orana

tais-toi et mange :lol: :twisted:
7. xxx ( 03/03/2010 07:30)
:)
Ataoko fa mila précision lé slogan nataon'i hery.
Sao mantsy misy mieritreritra ratsy ilay izy.
Ny tais-toi aloha mazava fa ilay hoe et mange no tsy mazava tsara, hoe mihinana inona zany zao i Mirananirina. :lol: :lol: :twisted: =))
8. hery ( 04/03/2010 16:24)
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxx1)
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxx1)
9. pikatti ( 05/03/2010 06:29)
xxx1=terrywui=feu andrywui :lol: tratra elah zay refa kanosa lahy miafina xxx lava io , lisany foza tony mantsy tsy mahantaty ny marina an :-D :-D :-D :-D
Petsa 100% elah zay , ataovy ihany ,fa zao aloha mba valio ny fanontaniako , tsotra kely le izy, de maninona izao elah no miafina xxx nefa mba xxx1 ihany :roll: :roll: :?: :idea: :idea:
10. xxx ( 05/03/2010 08:52)
pikatti:
fa zao aloha mba valio ny fanontaniako

tais-toi et mange avec Mirananirina. :lol: :twisted:
11. pikatti ( 05/03/2010 21:25)
Aza matahotra e, efa elabe ny fanirian'ny toi no tanteraka :lol:
Elah aloha isaky ny mipoitra ary de tratran'io mange et tais-toi io foana e, ataovy tsara ao an-doha ao zay, ary ataovy resaka tena izy raha handefa dinika elah fa tsy resaka tsara ny andro e, mangatsiaka ny andro e, manorana ny andro e :lol: :twisted:
12. cowgirl ( 05/03/2010 21:36)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
13. Mirananirina ( 08/03/2010 14:02)
Hoy i Mirananirina:
nefa ato tsisy orana

tais-toi et mange
Ny tais-toi aloha mazava fa ilay hoe et mange no tsy mazava tsara, hoe mihinana inona zany zao i Mirananirina.
mihinana vomanga
Hoy i pikatti:
fa zao aloha mba valio ny fanontaniako

tais-toi et mange avec Mirananirina.
hihihi..petsa tary ve dia mitaraina ato,vao maika petsa
14. antimpanahy ( 22/03/2010 14:39)
mba mamly i hery fa tsy sahy milaza hoe iza marina io xxx mpandefa dinika io ? lazao raha tena mahay i hery e? izaho ve io ? ity no nalian'i hery azy mantsy
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxx1)
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxx1)
cowgirl -- aza miteniteny foana :evil: :evil: :evil: de ahoana rahery a! kobon'i toi ve io xxx mpandefa / xxx5 /xxx6 io a!! lazao hon hon hon hon cow girl mangina !! :evil:
15. antimpanahy ( 22/03/2010 14:40)
kay le ...kay mboa antimpanahy le PS hon hon hon hon kobo be ...
16. zama92 ( 15/04/2010 07:14)
Lazao hono ry hery raha fantatrao hoe iza marina le xxx tompon\'ny dinika,xxx5,xxx6 fa rawix efa nilaza(antimpanahy)fa tsy lery io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2252