hery, le TIM borné sentimental
1. xxx
(
23/02/2010 14:36)
"tais-toi et mange" io no slogan vaovao navoakan'ing. hery tao aorinan'ny fandalovany taty France.
Ka hitako hoe maha-be inspiraka angamba lé mandalo aty satria raha tadidintsika dia i prezida sarko koa dia nilaza zavatra tahaka io. "casse toi pauvre con" hoy izy izay.
Noheveriko fa ny halavan-dry zareo ihany mantsy no nitovy hatrizay kay na eo amin'ilay vocabulaire havokan-dry zareo koa aza.
:wink:

répondu par zama92 le 15/04/2010 07:14
4. pikatti
(
01/03/2010 13:34)
Kobo foana elah rawix na hilevim-belona aza e??? mivoaha tao @ io xxx io elah raha favy
Hatraty mbola petsa foana klé :-D :-D :-D
Fa raha tena mandinika dia elah no hitan'ny mpisera rehetra ato fa manohana an-jambany an'i rabitro,izay aloha dia tsy hiadiam-barotra fa tena marina tanteraka :lol: tena lasa mpanompo sampy
:evil: :evil: WUI WUI Just Shutt Up
Hatraty mbola petsa foana klé :-D :-D :-D
Fa raha tena mandinika dia elah no hitan'ny mpisera rehetra ato fa manohana an-jambany an'i rabitro,izay aloha dia tsy hiadiam-barotra fa tena marina tanteraka :lol: tena lasa mpanompo sampy
7. xxx
(
03/03/2010 07:30)
:)
Ataoko fa mila précision lé slogan nataon'i hery.
Sao mantsy misy mieritreritra ratsy ilay izy.
Ny tais-toi aloha mazava fa ilay hoe et mange no tsy mazava tsara, hoe mihinana inona zany zao i Mirananirina. :lol: :lol: :twisted: =))

9. pikatti
(
05/03/2010 06:29)
xxx1=terrywui=feu andrywui :lol: tratra elah zay refa kanosa lahy miafina xxx lava io , lisany foza tony mantsy tsy mahantaty ny marina an :-D :-D :-D :-D
Petsa 100% elah zay , ataovy ihany ,fa zao aloha mba valio ny fanontaniako , tsotra kely le izy, de maninona izao elah no miafina xxx nefa mba xxx1 ihany :roll: :roll: :?: :idea: :idea:
Petsa 100% elah zay , ataovy ihany ,fa zao aloha mba valio ny fanontaniako , tsotra kely le izy, de maninona izao elah no miafina xxx nefa mba xxx1 ihany :roll: :roll: :?: :idea: :idea:
10. xxx
(
05/03/2010 08:52)
pikatti:
fa zao aloha mba valio ny fanontaniako
tais-toi et mange avec Mirananirina. :lol: :twisted:
11. pikatti
(
05/03/2010 21:25)
Aza matahotra e, efa elabe ny fanirian'ny toi no tanteraka :lol:
Elah aloha isaky ny mipoitra ary de tratran'io mange et tais-toi io foana e, ataovy tsara ao an-doha ao zay, ary ataovy resaka tena izy raha handefa dinika elah fa tsy resaka tsara ny andro e, mangatsiaka ny andro e, manorana ny andro e :lol: :twisted:

13. Mirananirina
(
08/03/2010 14:02)
Hoy i Mirananirina:
nefa ato tsisy orana
tais-toi et mange
Ny tais-toi aloha mazava fa ilay hoe et mange no tsy mazava tsara, hoe mihinana inona zany zao i Mirananirina.mihinana vomanga
Hoy i pikatti:hihihi..petsa tary ve dia mitaraina ato,vao maika petsa
fa zao aloha mba valio ny fanontaniako
tais-toi et mange avec Mirananirina.
14. antimpanahy
(
22/03/2010 14:39)
mba mamly i hery fa tsy sahy milaza hoe iza marina io xxx mpandefa dinika io ? lazao raha tena mahay i hery e? izaho ve io ? ity no nalian'i hery azy mantsy
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxx1)cowgirl -- aza miteniteny foana :evil: :evil: :evil: de ahoana rahery a! kobon'i toi ve io xxx mpandefa / xxx5 /xxx6 io a!! lazao hon hon hon hon cow girl mangina !! :evil:
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxx1)
15. antimpanahy
(
22/03/2010 14:40)
kay le ...kay mboa antimpanahy le PS hon hon hon hon kobo be ...
16. zama92
(
15/04/2010 07:14)
Lazao hono ry hery raha fantatrao hoe iza marina le xxx tompon\'ny dinika,xxx5,xxx6 fa rawix efa nilaza(antimpanahy)fa tsy lery io