ASIO COULEUR LE QUOTE RAH METY FA MIFANGARO AMLE VO NOSORATANA

1. terrywui ( 10/06/2010 11:02)
LE TALOHA IZY TENA VOAFONO TSARA SADY MILOKO
novalian'i xxwx ny 16/06/2010 06:19
2. pikatti ( 10/06/2010 12:00)
Efa voaresaka tao ambany tao leisy io rawix a, ary ty elah ty anie tsy mijery akory fa faly mimenomenona fotsiny klé, hivereno vakina tsara ,ny an'ol retra mety daholo fa ny anlah zany mbola mitélécharge [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/downloading.gif[/IMG]
3. terrywui ( 10/06/2010 13:47)
marenina elah oa faza manao hors sujet eo fa te hiala IP ve elah ra zigzag a!! hon hon hon ...

asina couleur ny quote = za no niteny anizany tao fa manao be marenina le admin ao de averiko ndraipa !...
4. gassmilay ( 10/06/2010 15:31)
Vao teo aho no nilazanao fa afaka miteny daholo fa demokrasia , dia gaga fotsiny aho re olo , vao mivadika ato dia fanapenam-bava indray no lazainao , izay no tsy mampety ny dikina apetrakao mifanohitra daholo ny ankamaroany ,
5. terrywui ( 10/06/2010 19:49)
sasanangy samihafa io tonton a! fa ny iray mangazafy moa ny iray zafimanga ! mitovy fa tsy sahala ! hin hin hin
6. terrywui ( 10/06/2010 19:49)
sasanangy samihafa io tonton a! fa ny iray mangazafy moa ny iray zafimanga ! mitovy fa tsy sahala ! hin hin hin
7. McFy ( 11/06/2010 09:25)

terrywui:

LE TALOHA IZY TENA VOAFONO TSARA SADY MILOKO


Angaha izao izy tsy voafono? Koa maninona raha atao toy io? sa kamo ny akama manao toy izao?

Izaho manokana aloha tsy dia mazoto loatra @ be loko fa izao no hitako hoe tsotra kanefa "classe". Asakasaky ny mpiandraikitra indray anefa io.

Mankasitraka hatrany
8. terrywui ( 11/06/2010 09:28)

Angaha izao izy tsy voafono? Koa maninona raha atao toy io? sa kamo ny akama manao toy izao?

Izaho manokana aloha tsy dia mazoto loatra @ be loko fa izao no hitako hoe tsotra kanefa "classe". Asakasaky ny mpiandraikitra indray anefa io.

Mankasitraka hatrany



maka19 ndray ra 19 .....mila doka ve ? refa tsy mamely le tsisy couleur de tsy mamely e! zany daholo no ataon'ny oul !! faly hanohitra foana !!...
9. McFy ( 11/06/2010 09:40)
Angaha izay ataon'ny olona rehatra dia voatery atao? Sao dia izay no mampivarina ny sasany?

Tsy manohitra anao mihitsy no hanoratako eto fa maneho ny hevitro sy faniriako hatry ny ela na dia tsy nolazaiko mihitsy aza izany

Mankasitraka foana
10. terrywui ( 11/06/2010 10:02)
sipa angamba ty McFy ty fa toa mampalelo kely ny famaliny ....ao ary fa marina ny anao e !....hon hon hon
11. McFy ( 11/06/2010 11:01)
Tsy ny maha sipa na bandy aho fa fanajana ny namana sirairay sy ny solon'anarana tompoko :)

Mankasitraka sy McFy mandrakariva
12. pikatti ( 11/06/2010 12:06)

Tsy ny maha sipa na bandy aho fa fanajana ny namana sirairay sy ny solon'anarana tompoko

Ka ny an-drawix sipa ihany no hanalany fa raha sendra kôfboay nedala de mifitsaka
13. stalingrad ( 11/06/2010 14:02)
ka izay no nampangina andrawix ry lety a! sipa le izy de tsy nikozy tsony lery
14. gassmilay ( 12/06/2010 15:56)
Nisy nilaza fa i wiwi ihany stalnigrad antimpanahy swan bekiraro mitapiwui terrysaina xxx3 ,misy tsy miodina TSARA ????
15. 3188 ( 12/06/2010 16:47)
satria izy irery no foza ato @ sera de manao ps boboka de mba hoe misy akama hono.silaka be ndray elah ra wiwi e!
16. terrywui ( 14/06/2010 11:38)
aleo foza toy izay kankana kely aina .....hon hon hon !!!
17. wxxx ( 15/06/2010 14:55)
Vizanabe anie fozakankana zany klé ,ataovy ny chouloumach ehihihi
18. terrywui ( 15/06/2010 16:47)
nenlah rapika de io ady tsy sahy mampiseho ps io foana tena SARIMBAVY tsisy lohany fa vodiny aby !!.....
19. xxwx ( 16/06/2010 06:19)
Oh oh oh rabekonetaka hi hi hi voahendy hatraty wuistiti,maty aho SARIMBAVY e!!!!
Tsy mahita mangirana le zalahy ty marina, voadona atsy voadona aroa oh oh oh ka ny hevitra paiso loatra ! Ataovy mitombona aloha ny vaovaon'isé e, mety mba tarira ihany anie toi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079