Fisaorana!!

1. maeva74 ( 28/04/2010 23:53)
Misaotra ireo namana serasera e!! Mahafinaritra be daholo ianareo, misaotra an´i Hery koa fa tena nahitana soa ity sehatra ity!!! (l)
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:43
2. terrywui ( 31/05/2010 20:19)
yééé!...misaotra an'i hery ihany koa na de misy tsindrom-paingotra aza indraindray ataony amin'ny TGV
3. pikatti ( 01/06/2010 06:43)
Misaotra e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2604