Misy tsy mety ao @ takelaka.org

1. gasy.info ( 02/06/2010 09:06)
Miarahaba,
Rehefa te-hiditra ao @ takelaka.org aho dia miseho ny hafatra hoe:
Fatal error: Cannot redeclare class soapclient in /home/takelaka/public_html/library/classes/nusoap/lib/nusoap.php on line 7240
Ary raha te-hanoratra amin'ny mpiandraikitra (http://takelaka.org/?rub=contact/contact) dia toy izao indray no miseho:
Error 404
The page you are looking for is not found in this site. If you are sure it should be then write to the administrator of this site.

Ataoko angamba fa misy tsy mety ao :)
Tantely
novalian'i hery ny 19/01/2012 08:00
2. hery ( 02/06/2010 17:29)
Eny, mbola misy tsy mety io takelaka io fa mbola anisan'ireo handalo fanavaozana.

Tsy ho ela.

Misaotra tamin'ny filazàna.

Hery
3. hery ( 19/01/2012 07:57)
Efa mandeha :-)
4. hery ( 19/01/2012 08:00)
Efa mandeha :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995