Ireo hevitra xxx

1. soanja ( 29/05/2010 13:22)
Miala tsiny indrindra raha mety hanahirana ny hevitro. Fa mahatsapa aho fa tsy rariny raha niseho ny xxx satria ireo namana ireo dia nanana tokoa ny zony hanao ny xxx saingy dia amin'izao toa lasa miseho daholo ary mety hisy fiantraikany tokoa amin'ny serasera eto ny fahafantarana azy ireo, ohtra hoe ny tys hiveran'izy ireo eto noho ny antony samihafa. Indrindra moa raha toa ka resaka tena tokony hananany privacy no miseho. Eny fantatro fa ao anaty pseudo ry zareo saingy ny xxx dia izay mihitsy no antony.

Ny tenako dia mbola tsy niditra xxx hatramin'izay saingy mahatsapa kosa ireo fijalian'ny namako niditra xxx.

Hono hoy aho mba fiangaviana, tsy tokony fafana ve ireo lohahevitra nampiseho ireo xxx mba hanalana izany fiforetana izany. Asa anefa.

Hofoanana tanteraka ve ny xxx? Fantatro tokoa fa mbola andalam-panavaozana isika fa eritreritra ny ahy iny ho fanontaniana ho hatraiza ilay fanavaozana.

Apetraka aminareo admin ny fanontaniana. Mahatoky ny fahendrenareo izahay mpisera eto.

Misaotra indrindra ary mbola miala tsiny hatrany raha misy tafitohina.
2. sitlo ( 29/05/2010 15:06)
Hitako daholo ny nafenina. hahaha

hay ve hoy aho eh!
3. hery ( 29/05/2010 16:05)
Azoko mihitay ilay olana. Nitady hevitra vonjimaika ihany aho fa rahariva angamba ho jerena.
4. xxxw ( 29/05/2010 20:23)

AndriambyII - 04/11/2009 00:52
Drodroka ny aina @ rifoun' ny amerikaka sy eropeana ka mila torohevitra .Tsy zanaka tsy vady nefa mananontanona ny faha 50 taona .Mijaly ny aina sy ny saina ka mba mila fanafany kely raha mba misy namana afaka mampindrana .



AndriambyII - 02/11/2009 22:03
Toro- hevitra tsotra . Mividiana godmiché dia mahazo fahafinaretana . Aza afangaro ny plaisir sy ny reputation raha te ho olombelona .

Dia hivoaka eto daholo izany ny xxx Rakapy sy ny sasany ...wuiwui, misy raha la terre

5. hery ( 29/05/2010 20:48)
Amin'izao dia niverina ho xxx mandrakizay izay xxx tamin'ny hafatra teo aloha rehetra.

Tsy fantatra intsony.

Fa tsy hisy xxx intsony aloha.
6. terrywui ( 29/05/2010 22:18)
ninanenganiny zany le mpanao xxx mpiteny ratsy sy mpandefa teny vetaveta mamoafady tato fa petsa daholo !!...alao rahery iseho ho hitambahoaka eo ny anaranze efa kobo tao a!!aza averina xxx zany fa zao mitsy izy no tsara !! ---hita aby ny hadalany rehetra tato hatramzay !!.....
7. mpandrindra ( 29/05/2010 23:50)
Hajanona ho xxx ihany ny izay xxx teo aloha fa manomboka izao kosa dia tsy asiana intsony ny xxx
8. soanja ( 30/05/2010 02:03)


Amin'izao dia niverina ho xxx mandrakizay izay xxx tamin'ny hafatra teo aloha rehetra.

Tsy fantatra intsony.

Fa tsy hisy xxx intsony aloha.


Misaotra indrindra anareo Admin rehetra, indrindra moa i Hery izay miasa mafy manatsara lalandava ny seraserantsika eto.

Misaotra koa nanome fanazavana ny fanavaozana ary namerina ireo xxx amin'ny toerana tokony hisy azy ireo.

Ps: Tanteraka soamatsara izany ny fanirianay marobe 4 taona lasa izay hoe mba hanafoanana ny xxx satria nisy tokoa ny mpanararaotra maro. Tantara tokoa ireny ka tantara. Aoka hijananona ho tantara hisy ho tantaraina amin'ireo taranaka.

Ampo feno fitiavana anareo rehetra any. Mazotoa misera ry namako. Soanja
9. SERGIOxx ( 30/05/2010 16:43)

Amin'izao dia niverina ho xxx mandrakizay izay xxx tamin'ny hafatra teo aloha rehetra

Mbola betsaka ny xxx tsy niova sefo,misy mpitsipona xxx o
10. hery ( 30/05/2010 20:07)
Tsisy ps nanao xxx miseho izany intsony ao ka. Natao xxx daholo ireo xxx teo aloha rehetra.
11. SERGIOxx ( 30/05/2010 20:19)
Mbola misy be dia be ao
12. hery ( 30/05/2010 20:22)
:-) omeo sombiny hoe?

Angamba tsy azonao tsara ilay izy.

Tamin'ny vao novaina ity forum ity (afak'omaly) dia niseho daholo ny xxx satria tsy mbola fantatra hoe atao ahoana, hofafaina sa atao inona. Saika hofafaina daholo izay nanao xxx kanefa nisy zavatra tsara ihany ny resaka sasany. Koa raha tokony nofafaina dia najanona ho xxx daholo fotsiny.

Ny mahasamihafa azy amin'ny teo aloha fotsiny dia tsy misy mahita intsony hoe iza ny xxx tamin'izany fotoana izany (na ny admin aza) fa mijanona ho xxx eo ry zareo.

Tsy misy olana io satria tsy misy afaka mametraka xxx vaovao rahateo.

Koa teneno aho raha toa ka misy xxx niseho no tsy nivadika ho xxx :-)
13. SERGIOxx ( 30/05/2010 20:41)
Efa nalefako any aminao any daholo Rahery a, araka ny voalazan'ny namana eo ambony dia tsy tiako ny hanomé mivantana eto fa nalefako any aminao any ny sombin-tsombiny satria misy antony manokana ny nanaovan'izy ireo xxx,( tsy ilay xxx tsy vanona ireny akory ny tiako hambara eto )
Misaotra mialoha @ fikarakarana
14. terrywui ( 30/05/2010 21:33)
HIN HON HIN HON HIN HON ninanenganony ra SERGIOxx fa kobo daholo ny hadalany rehetra tato hatramzay zany !!..raha tena azoko tsara le kozinlah ra sergio de naverina xxx daholo ny kofy rehetra fa ny anlah nijann oe ra SERGIOxx bevaka fona de nihanjahanja be kobon'ny pokna ao ? sa tsy zay mou lety le izy ?? .hin hon hin hon hin petsa be elah zany !!..
...
15. SERGIOxx ( 30/05/2010 22:08)
Ny saina madio no ampiasao raha hifandinika fa tsy saina lomorina ry lehikely a
16. bor2lais ( 31/05/2010 08:32)
Azoko tsara koa ilay olana momba ity xxx niseho masoandro ity.

Misaotra ny admin niezaka nanome vahaolana saingy toa vahaolana tapany ihany ilay izy amiko ka tsara tohizana misimisy ihany raha toa ka tsy dia manahirana loatra sy sitrakareo.

Hazavaiko ny hevitro.

Koa satria mahatsiaro tena efa "maty passeport" ireo izay nampiasa xxx teo aloha maninona moa raha avela hanova solonanarana izy ireo raha tiany izany dia vonoina tanteraka ilay teo aloha !

Ohatra. Raha nampiasa xxx i bor2lais teo aloha dia fafana ny solonanarana bor2lais saingy avela hisoratra anarana indray ka hanome solonanarana vaovao kosa izy.

Soso-kevitra ihany ny ahy iny a !

PS Tandremo fa tsy mbola nampiasa xxx akory i bor2lais a !
17. hery ( 31/05/2010 08:38)
bor2lais> Azoko atao manuel izay raha misy mangataka.

18. bor2lais ( 31/05/2010 09:17)
Misaotra indrindra ary mankasitraka amin'ny valinteny !
19. hery ( 31/05/2010 09:49)
Tokony tsy misy intsony ity olana ity amin'izao fotoana izao.

Ny olana teo dia satria ny xxx tamin'ny messages vaovao ihany no voaova fa ny t@ messages archives izay vao nampidirina taty aoriana tsy voaova.

Teneno ihany aho raha misy olana.

Hery
20. terrywui ( 31/05/2010 10:36)
NY AN'I RA SERGIOXX HONO MBOLA MIDIRIDIRY BE AO FONA LE XXX NY SADY TENY MAMOAFADY DAHOLO NO AO ...DE IO NO MAMPIKONETAKA MAFY AZY AO... FA MBA FAFAO HONO LE XXX N'I NEDALA MITENITENY FOANA AO REO HONO HERY FA MENATR'OUL IZY FA TSY NAMPOIZINY A
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468