Ireo hevitra xxx

21. hery ( 31/05/2010 10:51)
terrywui> Azonao omena ahy ve ny rohy misy an'izany an'i sergioxx misy teny mamoafady izany?

Raha tsy izany mantsy dia toa fanosoram-potaka olona fotsiny.
22. bor2lais ( 31/05/2010 11:18)
Hery > azonao fafana ve ilay hafatra farany (28/05) napetrako ao amin'ny lohateny "Mahaiza mamafy II" (lohahevitra : fivavahana, finoana) mba aha-"cohérent" ny fanovana rehetra natao !

Misaotra indrindra mialoha !
23. hery ( 31/05/2010 11:22)
bor2lais> Ok Vita
24. terrywui ( 31/05/2010 14:00)
hery == efa tsy nikozy si nimenomenona be intsony lery donko efa afaka tao koa zany le izy ! lol ..
25. mpandrindra ( 31/05/2010 14:35)

xxx - 10/12/2009 04:06
Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra izao mitontona any daloho. Ka ny ihafarany dia leo ilay iny dia vao maika tezitra amin'ny lehilahy rehetra.




xxx - 07/11/2009 06:48
Salut daholo, manana sipa 1 zay zah tany Majunga tany(metisy sinoa milay kely zay), izy tena ty be ahy fa zah no otrany nisaina kely satria zah efa manana hafa aty Tana; tsy nahasakana ny fitiavana tsy hiaraka nefa izany ka de tafaroboka marihako etoana fa efa nilaza azy zah oe efa manana hafa, vao mainka ary naharomotra ny fitiavany ahy zay teniko zay. Tato afara voatery zah hiala an'i M/nga de tapaka ny anay(tsy tapaka fa tsy tafahoana ntsony) miantso matetika izy ary mazana de mirary mintsy aza ny hisarahanay sy le eto Tana, tany amboalohany nefa dia efa napetrako ny fepetra oe za tsy misaraka @ le tiko taloha, nanaiky izy! rehefa tsy nihaona zahay de nanana sipa hafa tany izy zay tsy nampahafantariny ahy mintsy, Eto no miantomboka ny tantara: sendra niantso azy za ndray andro de olon-kafa no namaly, feon-dehilahy nivatravatra be mintsy, nilan'io bandy io vaniny foana za toa aorinan'izay,ary nolazainy mintsy aza fa hotorian'izy sy le renin'le sipa,le sipa nefa mi-phone ahy tspako fa tia be ahy mintsy. Nisy fotoana zay nifamaliako an-telephone t-at-le bandy de notsindriko be aloha izy é!Tsy fantako na zay no nampivadika an'le sipa na ahoana fa ni-phone bandy akamako hafa zay izy de nametraka hafatra oe aza asaina mi-phone ahy tsony izy fa mahasosotra=migafy, sady mila vaniny @le bandy fôna hono zah.@azo fotoana izao de manina zay zah ary te-hiantso be azy foana, sur zah fa izy raha antsoiko de mbola tia ahymety ve zah rah miantso azy? mba omeo soson-kevitra aho fa aza kianina raha sitrakareo, tsapako mantsy fa toa mbola misy fitiavana azy ihany ato anatiko @ zao tsy haiko oe diso ve zah rah manao fitiavana 2 zah mbola tsy manambady, ataovy maromaro ny sakaiza fa...Miandry ny hevitrareo za retio à!( zah kôfa marihiko ihany



xxx - 05/08/2009 12:36
Salama daholo e!!! inn n tokony ataoko fa nenah vetivety kely mitsy de tonga refa manann de tsis fafiny mitsy!?? Merçi

Anisan'ny fitsinjovana an'i terrywui koa anie raha tsy fantatrao ny tsy hivoahan'ireo xxx ireo e
26. terrywui ( 31/05/2010 14:55)
kkaaayy...! tena diso direction mitsy ty dinik'i mpandrindra ty klee..! aiza ka resaka fitiavana ve no tanisainlery ato nefa fanatsarana serasera no tokony adihevitra ato ! asa na lery no fopla na ny admin no efa fannn ....
27. mpandrindra ( 31/05/2010 15:09)

xxx - 03/08/2009 12:30
Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ...

Izay no hilazaiko an'i terrywui fa tsy tsara ny manendrikendrika olona ,tsy asehoko eto daholo akory ny xxx izay efa vitanao fa sao marary fo @ izany fotsiny eo, à bon entendeur,salut!
28. terrywui ( 31/05/2010 15:13)
mpandrindra a ---tsy izany anie no tiko lazaina anlah e! fa ity dinikelah ty oa no diso fiditra anie e !....lasa aty amin momba ny serasera le izy fa elah ve mitapina sa aona e !......
29. terrywui ( 31/05/2010 15:16)
ajanony amzay letsy batista ty hadalanlah ty a! ao am fitiavana alefa fa oaiaka be a
30. mpandrindra ( 31/05/2010 15:38)
Izay izany kou, tsy hanadala anao eto intsony aho fa ny marina marina foana , http://static.serasera.org/smileys/grin.gif
31. mpandrindra ( 31/05/2010 15:45)
Azafady teniko farany ity,
Misaotra an'ireo namana rehetra hafa xxx foana izahay,ary minoa fa tsy hisy intsony ny xxx, ary tsy hipoitra eto intsony koa ireo teo aloha
Aza misalasala ny mametra fanontaniana eto fa hanampy hatrany @ fanatsarana
32. pikatti ( 01/06/2010 07:12)
Mpandrindra miasaotra e, hanatra daholo fa tena averina ny fisaorana, makasitraka anareo @ ity serasera Malagasy ity e, dia tohizo hatrany fanavaozana okay a+
33. pikatti ( 01/06/2010 07:15)
Mpandrindra miasaotra e, hanatra daholo fa tena averina ny fisaorana, makasitraka anareo @ ity serasera Malagasy ity e, dia tohizo hatrany fanavaozana okay a+
34. terrywui ( 01/06/2010 09:03)
mba nianatra ny smiley ko angaha elah rapika ? toa tsy nety tafa le? hin hin hin hin hin atoroko anlah ve ?? nomen'i hery anah manokana letsy ireo no mahatafavoaka nenah otran'io a!...laisany hono vesa de tsy nomeny hin hin hon hon hon hon jereo nenayyyyyyatoroko analh ve rapika a !...nomen'i hery manokana anah anie reo e
35. AndriambyII ( 01/06/2010 10:29)



AndriambyII - 04/11/2009 00:52
Drodroka ny aina @ rifoun' ny amerikaka sy eropeana ka mila torohevitra .Tsy zanaka tsy vady nefa mananontanona ny faha 50 taona .Mijaly ny aina sy ny saina ka mba mila fanafany kely raha mba misy namana afaka mampindrana .



AndriambyII - 02/11/2009 22:03
Toro- hevitra tsotra . Mividiana godmiché dia mahazo fahafinaretana . Aza afangaro ny plaisir sy ny reputation raha te ho olombelona .

Dia hivoaka eto daholo izany ny xxx Rakapy sy ny sasany ...wuiwui, misy raha la terre



J'assume ce que j' ai ecrit , tsy olana amiko na misy na tsy misy ny xxx !Azo raisina ho acte de clivage sy discriminations en tout genre ny fanovàna nentin' ihery t@ io fanafoanana xxx io qlq part , na restriction d'expression ecrite! Inona moa no tanjona @ fiseraserana ? tsy ny hifankahalalàna sy hifampizara ny vaovao sy maresaka misy avy @ tsi11 ho any @ daholobe ve ? Sakafom-panahy ny sora-tànana apetraka ,ka ho lozan' izay mpiolonolona tsy mifandray @ mpiara-belona aminy n' aiza n'aiza toerana misy azy eto ambonin' ity tany ity !Misy fitenenana manao hoe "montre moi comment tu ecrits ,et je te dirai qui tu es ! (izay fitenenana tranainy tsy tokony hibahan-toerana intsony @ izao fotoana izao)"Raha mametraka sousentendu ohatr'izany ny mpiandraikitra eto @ serasera ,@ maha fitaovam-pifandraisana ny net , izay tokony halalaka tanteraka @ izao vanim-potoana izao , dia hoy aho hoe "mbola betsaka ny zavatra tsy tonga lafatra vitan' ny serasera ,ka mila fanovana "

36. pikatti ( 01/06/2010 11:18)

"mbola betsaka ny zavatra tsy tonga lafatra vitan' ny serasera ,ka mila fanovana "

Ny zava-drehetra Rabilly misy indro kely daholo a, ary izay indrindra no hanatsarana foana ny zava-bita


mba nianatra ny smiley ko angaha elah rapika

de tsy hisaoran'ialahy akory less aho nampianatra an'elah klé, le sary nalefan'elah atsy aloha tsy mandeha e, kôziko elah fa aza matahotra bainn a, ary inona daho aloha izao adinareo tsy mety vita zao bainn a!! kalamina hoa fa inona ary ty!!!
Fifanakalozan-kevitra leisy ny eto fa aza dia hentim-po dangitra be a,cool man, samy namana ihany ve leisy dia eto no manao tatitra ...OKAY




37. AndriambyII ( 01/06/2010 11:47)



AndriambyII - 04/11/2009 00:52
Drodroka ny aina @ rifoun' ny amerikaka sy eropeana ka mila torohevitra .Tsy zanaka tsy vady nefa mananontanona ny faha 50 taona .Mijaly ny aina sy ny saina ka mba mila fanafany kely raha mba misy namana afaka mampindrana .



AndriambyII - 02/11/2009 22:03
Toro- hevitra tsotra . Mividiana godmiché dia mahazo fahafinaretana . Aza afangaro ny plaisir sy ny reputation raha te ho olombelona .

Dia hivoaka eto daholo izany ny xxx Rakapy sy ny sasany ...wuiwui, misy raha la terre



Entre pa ! ra xxxw !Miova ny dikan' ny fehezan-kevitra raha tsy ao anatin' ny dinika napetraka !Ny hevitra voalohany nosoratako teo ambony (nalefako sous xxx )dia ny nandraisako ny toeran' ny namana iray mpiditra eto mahalana ,tsapako ny olana nianjady taminy , je me suis mis à sa place (interposition ) pour voir quel effet çà va donner !
Ekena rapika fa tsy misy lafatra ny zava-bitan' olombelona ,saingy ny tsy fahampian' ny fandalinana matetika no miteraka olana tsy tandry ! Toy izao ataon' i xxxw mangarona izao !
Tokony ho fafana fotsiny ny hevitra mavesatra sy teny tsy tanty raha izay no hitan' ny mpiandraikitra fa tsy mety !Amiko aloha tsy misy ny teny ratsy , fa ny sain'olombelona no tsy mahafehy ny zavatra raiketin' izy ireny !Raha miresaka @ erudits experimenté angamba i xxxw ,ka maheno vocabulaire tsy tian' ny sofiny ho heno dia mety ho vasoka !!Andramo kely anie io ra xxxw raha mahalala mpampianatra langue vivante ianao any @ toerana misy anao any é !!Dia tantarao eto ny tohiny avy eo !!

38. mpandrindra ( 09/06/2010 11:54)

Raha miresaka @ erudits experimenté angamba i xxxw ,ka maheno vocabulaire tsy tian' ny sofiny ho heno dia mety ho vasoka !!Andramo kely anie io ra xxxw raha mahalala mpampianatra langue vivante ianao any @ toerana misy anao any é

Ny fitenenana ratsy sy ny fanompana mpisera dia anisany hanasorana ny dinika sy ny mpanompa, mila fahaizan-mandanjalanja ny fitenenana ary araka ny toetran'ilay dinika no tokony fisehoany fa tsy ny fanmbohany dinika dia efa ompa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1787