Hampiharina ny fitsipika eto amin'ny serasera

1. hery ( 07/06/2010 16:16)
Nandritra ny fanatsaràna ny dinika serasera.org dia ninia tsy nikitikitika mpikambana mihitsy izahay mba hahitana ny olana mety misy ara-teknika. Efa hita fa mandeha amin'ny ankapobeny ny takelaka koa hiverina amin'ny laoniny ihany koa ny fampiharana ny fitsipika mba hitazomana hatrany ny fahamatoran'ny dinika eto amin'ny serasera.

Noho izany, manomboka izao dia mihatra ny fitsipika rehetra eto Jereo eto

Indrindra indrindra hofafaina sy hosakanana ireo
- Miteny ratsy
- Mifanopa
- Manimba lohahevitra

Raha misy resaka manokana hifanaovanareo dia azo ampiasaina ny site namana.serasera.org

Dia aoka tsy hifanome tsiny raha toa ka sendra manjavona na ny olona na ny hafatra.
novalian'i xxxw ny 13/06/2010 11:59
2. terrywui ( 07/06/2010 16:28)
MERCI FA VOARAY HERY A ...ireo olon'ny 3mouvances sy ny TIM ireo ihany no tena bevaka eto anie e!...asio any mihitsy sady be teny ratsy be !!...tonga de ny IP asina
3. pikatti ( 07/06/2010 17:55)
Ary manantena ny fahatsiarovan-tenan'ny tsirairay koa izany , tsy hanonona ps n'olona aho fa valable ho an'ny mpisera rehetra izany
Misaotra hatrany
4. terrywui ( 07/06/2010 18:32)
hen hen hen io fa mahana !..mbol aiza e . ataon'i hery hhhmmmm...
5. pikatti ( 08/06/2010 11:44)


Cl Raymond Andrianjafy: « le régime totalitaire tombera avant le mois de juillet »
pikatti 20 168 ny 08/06/2010 11:28hoy terrywui
Raha dinihina dia i terrywui izany no namaly farany teo, nefa raha jerevako dia nanjavona ilay terrywui fa ilay namaly teo alohany no tazana ao , i pikanety.........
====> Fanontaniana
i pikanety ve dia i terrywui ihany?
nanelingelina dinika ve i terrywui dia nasorina ny valin-teniny?

http://forum.serasera.org/forum/message/m4c0cebce1f674
Ekena , io fanimbana dinika io mihitsy no tena mampitsoaka ny mpisera ato ,
Misaotra hatrany
6. terrywui ( 08/06/2010 19:22)
efa nalefako mesazy tany amn hery tany fa hamorony dinika iray zany mba hanaovanay ny tena politikanay fa zahay akory tsy pastera daholo ka hifana-tompoko tompoko tsy handova ny lanitra ao ! okay e!
7. fijo ( 08/06/2010 21:03)
hihihih misy matahotra be ato izany le.
8. pikanety ( 08/06/2010 22:06)
efa misy mahana sahady ny sasany
9. pikanety ( 08/06/2010 23:25)
matao le ps eken'i hery dia norm izy izay,soa mantsy misy lasa saina be indray any ho any dia hilaza hoe iza indray io pikanety io,
10. mpandrindra ( 09/06/2010 11:50)
Tsy resaka ps no olana tian'i pikatti hanontaniana raha azoko tsara dia izao , tsy ilay hita mamaly farany no hita raha miditra tao @ dinika koa aho, izany hoe misy olana ara-tekinika ao , izay mbola hisy fanamboarana ho atao, nisy valinteny nofafana mantsy tao dia izay no nahatonga ny fisehoany ho hoatr'izao
Misaotra fa manampy @ fanatsarana foana ny fanontanianareo,ataoko fa mahafapo an'i pikatti ny fanazavako
11. terrywui ( 09/06/2010 16:35)
mpandrindra fopla io!....tsy tena izy fa ndraindray mitongilana beuuuu manao TIM sssshhh....sady hors sujet ny valiteniny io ! le fanotaniana de hoe ho pehan'i hery ny ps nzay bevaka zany !!! nefa zahay tehanao bevaka de ahoana ?? de tokony hamorona dinika politika iray i hery hihinanay !!!....
12. pikatti ( 10/06/2010 11:56)

ataoko fa mahafapo an'i pikatti ny fanazavako
Mazava tsara , misaotra anao


de tokony hamorona dinika politika iray i hery hihinanay !!!....

http://namana.serasera.org/vondrona/asehoy/fanasana-vangy-coup-de-gueullesns
Ao ialahy rawix , fa malalaka ny kianja, miandry an'elah ao daholo ry zoam, bekiraro,Andriambill, Hery, zigzag,Segioxx,Antimpanahy ,fijo,Diloo,milamm, rakidoro, remahity sns....... tsy misy bedy ao , hantsoy ao ry lerony , misy kaly be ao raha hihinanana à gogo hono bainnn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
13. tess ( 11/06/2010 21:22)

fijo:

hihihih misy matahotra be ato izany le.

hiih fijo
14. xxxw ( 13/06/2010 11:59)
Mahina indray ny mpanao vinany


efa nalefako mesazy tany amn hery tany fa hamorony dinika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6205