blaogy misy virus??

1. simplex ( 27/03/2010 18:39)


tsy haiko ity na ny anah irery na ahoana fa isaky ny mi-edit lahatsoratra ah dia rehefa mi-sauver dia ovain'lery wazy ny date de publication. soit mihemotra genre @ Avril zany, soit mandroso aloha genre hoe 24 Mars... dia voatery mi-edit indray manintsy an'iny daty iny... raha ohatra ka mbola misy edit hafa indray dia rehefa mi-sauver ovain'lery indray avy eo...

asa ra misy hifandraisany @ le hoe nisy nahavita mi-spam @ le auth-image ve, sa ahoana... voa remarque tato ho ato io... otran'ny hoe misy olona manao pub tsisy ifandraisany mintsy @ comms... olona ve sa robot manan-tsaina be... auquel cas, mety nosombainy koa ny daty na otran'zany...
tsy haiko ee, mety nenah rery ngambany no misy olana, asa... misy ratsy fanah :-)

merci.

novalian'i sitlo ny 15/04/2010 17:47
2. bobimarolahy ( 28/03/2010 04:25)
Tsy haiko raha misy hifandraisana fa izaho koa dondrona be @ resaka informatika fa ny ahy indray ny laptop-ko rehefa avy manao enregistrement aho ka mamerina manokatra avy eo dia miova avokoa ny ampahany aminy ohatra exel ihany io an 33 no soratako dia miverina manokatra aho avy eo dia lasa 34 ilay izy. Dia ihinan'ny apangoko aho izany raha misy fiovana tsy hitako any.
3. hery ( 30/03/2010 07:58)
Toa tsy virus io fa hadisoana anatiny. Efa nisy niteny ihany fa mbola tsy tena nojereko akaiky.
4. maeva74 ( 30/03/2010 20:16)
Ny ahy koa toa hafahafa le izy mitovitovy @zay .Mitovy @ simplex koa ny ao amiko ao. misy mandefa teny japonnais tsy fantar´izany ny dikany hihihhihi tsy hay hoe manompa na mitady ho namako fa tena lava be le izy hihihihihh de lasa mitambatra be foana le teny nefa zah efa miezaka tsara mihitsy ny tsy handiso tsipelina .
5. sitlo ( 15/04/2010 17:47)
Yep, vao nandefa mihitsy aho teo.

Avril ny daty, dia nahitsiko ny tsipelina dia nataoko pulish dia nivadika mey, dia tsy nivoaka. Fa mbola hitako tao am admin aloha. Dia nahitsiko indray ny daty dia tsy hita intsonyyyyyyy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097