Azo averina ve ilay tsy mahazo manokatra dinika raha tsy afaka ora iray

1. gassmilay ( 10/06/2010 14:29)
Tokony haverina ilay fitsipika tsy afaka mandefa dinika raha tsy afaka ora iray satria zavatra tsy misy dikany daholo no mipoipoitra dia lasa tsy misy vanony ny loha hevitra , ny eo aza tsy lalinina na voadinika akory dia manao tarik'alika fotsiny sisa , tsy mety io fa lasa tsy dinika intsony ny anarany fa serana fotsiny ihany
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 07:48
2. terrywui ( 10/06/2010 14:34)
TSY METY SATRIA ANDRON'NY DEMOKRASIA IZAO TOMPOKOLAHY KA TSY AZO TAMPENAM-BAVA NY OUL ZE TE HITENY SY HIRESAKA !


misaotra anao tompoko

Ny Mpiandraikitra !
3. gassmilay ( 10/06/2010 15:24)
Misy limite daholo ny zavatra rehetra eny fa na dia ny humour aza na ny mihinan-kanina aza, manaiky anao aho raha dinika manorina tsara ary entina arak-izany hoe dinihina izany fa tsy atao tari-dositra, hatrehana tsara aloha ny dinika ary izany adiny iray izany dia ahafahanao tsara mandalina , concentrer tsara mamaly, tsy mety ve izay hoy ianao ?? vetivety anie izany e , afaka manolotra hevi-baovao foana ianao avy eoa fa tsy misy manakana akory , tsy izay ve moa ilay izy ??
4. terrywui ( 10/06/2010 19:48)
fesona tonton zany hon hon hon h
5. diloo ( 10/06/2010 21:42)

Ny Mpiandraikitra !

O ry ra-terry an, aza manao kodeta osoka mitomany mpiandraikitra eo ianao.Izay ny blem-nareo fiankam's fomba sankalite mangalatra foana. Izao indray dia hitomany te ho eo amin'ny toeran'ny Hery.
Tu fais trop de [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/bide.gif[/IMG].Any ka sankalite ny dinika, ny tena iza aza tsy dinika akory no ataonao.
Tena hita enao fa zazabe koa mandehana aloha manao dian-jaza [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-danse.jpg[/IMG] fa io mety mety kokoa ho anao, aloan'ny hanaovananao didimpoatra. Mety mbola tsy vita enao koa izany angabany no maha tsy taingataingana anao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/3d-yeux-zarbi.gif[/IMG].
Koa aleo ianao ho tsaboana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-infirmi%E8re-piqure.gif[/IMG]mba ho [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/happyspoonboy.gif[/IMG]
6. McFy ( 11/06/2010 09:16)

terrywui:

TSY METY SATRIA ANDRON'NY DEMOKRASIA IZAO TOMPOKOLAHY KA TSY AZO TAMPENAM-BAVA NY OUL ZE TE HITENY SY HIRESAKA !


misaotra anao tompoko

Ny Mpiandraikitra !


Tsetsatsetsa tsy haritra kely fotsiny.
raha nanome lanja io teny Ny Mpiandraikitra io ianao dia tokony mba niezaka nanoratra ny OUL ZE hoe "olona izay" satria amiko ny mpiandraikitra izany no tokony hanome modely.
Aleoko hoe diso tsipelina ny mpiandraikitra izany toy izay manoratra toy ny SMS nefa eto dia mazava amin'ny lohateny soratanao hoe dinika.

Mankasitraka hatrany
7. terrywui ( 11/06/2010 09:26)
McFy--- ka mitetika ny hamerina ny fanampenam-bava ndray zany nareo sy gassmilay ?


diloo == te hanalako amle resaka brocanteur n'ny Montreuil eto ndray angah elah ? mbola tsy fay ?

8. McFy ( 11/06/2010 09:44)

terrywui:

McFy--- ka mitetika ny hamerina ny fanampenam-bava ndray zany nareo sy gassmilay ?



Sanatria dia sanatria. Tena ny mifanohitra @ izany mihitsy no tiako raha tsy izany aho tsy manoratra sy manainga anao ny hanao toy izao. Izany anefa tsy midika hoe ataovy izay ataoko :)

Ary izay no maha Dinika ny Dinika satria izay sitrakao tsy voatery ho sitraky ny hafa
9. terrywui ( 11/06/2010 10:03)
malefaka kely i McFy zany mamaly ! mety sipa angamba hon hon hon ......eny ary fa marina ny anao eee!!....
10. McFy ( 11/06/2010 10:37)
Malefaka satria MankaFia ny namana rehetra eto, raha tsy izany tsy nataoko McFy ny solon'anarako :)

Mankasitraka mandrakariva
11. pikatti ( 11/06/2010 12:03)
Vizana be bain zany klé, heverin'elah fa olona mivatravatra ve ry lerony
Kôfyboay Mankafi lessy ny akama a
12. terrywui ( 11/06/2010 15:24)
13. gassmilay ( 12/06/2010 15:51)
Fanina BE ianao wiwiwisky, hifandimbiasan'ny kil
14. 3188 ( 12/06/2010 16:53)

terrywui:

TSY METY SATRIA ANDRON'NY DEMOKRASIA IZAO TOMPOKOLAHY KA TSY AZO TAMPENAM-BAVA NY OUL ZE TE HITENY SY HIRESAKA !


misaotra anao tompoko

Ny Mpiandraikitra !
aza misoloky eo lesy e!sao de heverin'lah fa petite vitesse ary eto ka ivarotan'tolana. MPIANDRAIKITRA hono lery .mdr
15. terrywui ( 14/06/2010 11:37)
mpiandraikitra de mpiandraikitra e!!....
16. terrywui ( 14/06/2010 12:13)
mpiandraikitra ee!!..... sady mpiandraikitra ny MATSO amin'ny 26 juin !! fety be io an !




17. Ronaldo ( 14/06/2010 18:37)

TSY HANAO NY FETIM-POZA IZAHAY ,ALEONAY MIVAVAKA MBA HIALAN'IREO FOZA FANETRIBEN'NY FIRENENA!!
SAO DIA HEVERINAREO FA GASY NO TENA STAR AO ARY, MBOLA MILA VAHINY FOANA ANKALAZA NY FETIN-TANINDRAZANA VE EFA 50ans, FETIM-POZA
18. Ronaldo ( 14/06/2010 18:37)

TSY HANAO NY FETIM-POZA IZAHAY ,ALEONAY MIVAVAKA MBA HIALAN'IREO FOZA FANETRIBEN'NY FIRENENA!!
SAO DIA HEVERINAREO FA GASY NO TENA STAR AO ARY, MBOLA MILA VAHINY FOANA ANKALAZA NY FETIN-TANINDRAZANA VE EFA 50ans, FETIM-POZA
19. Ronaldo ( 14/06/2010 18:39)
Tsy mpanao politika fa gaga fotsiny aho mbola misy saina mirefarefa @ tany , tsss, mampalahelo
20. Ronaldo ( 14/06/2010 18:39)
Tsy mpanao politika fa gaga fotsiny aho mbola misy saina mirefarefa @ tany , tsss, mampalahelo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.522