tononkalo sy radiovazogasy

1. maeva74 ( 05/09/2009 07:03)
Miarahaba antsika!
Voalohany : Efa ho andro maromaro izay aho no nikasa hametraka hevitra amin'ny tononkalo na hampiditra tononkala fa tsy mety mihintsy tsy azoko ilay izy nefa izaho efa tafiditra de mangataka foana izy ny hidirako
Faharoa : Mbola ohatr'izay ihany koa ny fangatahana hira ao amin' ny Radio vazogasy
Fangatahana : izaho ihany ve no vahan' izany sa mba misy koa , dia inoa no antony fa efa ela no mba te angataka hira fa tsy mety mihitsy
Misaotra tompoko
Maeva74
2. fahamarinana ( 05/09/2009 07:08)
:arrow: ary hitako njy tsy tazako intsony ao amin'ny rvg akia !
Za manokana aloha misy androny ,fa tsy mazana akory,no mila mamerina mi-log foana isak'izay mahatsiaro vao tafiditra ilay hira !Tsy haiko hoe maninona fa mi se deconnete ho azy eo ilay raha !
Ny ao amin'ny tononkalo ndraika tsy mbola nahita olana aloha !
Ho avy eo ny mpiandraikitra akia hanazava!
Kiss mamy Maeva :wink: (l)
3. maeva74 ( 05/09/2009 07:13)
Misaotra aky ry Faha fa tena krizy be mihitsy e! ohatrn' ny tany tsy misy olona aty amiko tsy misy vazo gasy koa (l) (l) (l) :-* :-*
4. fahamarinana ( 05/09/2009 07:31)
:arrow: azoko an-tsaina akia a !
Amin'ny lafiny iray,mety mitosaka zao ni aingam-panahy fa krizy,hihi ! vazivazy zany an ! :-* (l)
5. tywa68 ( 05/09/2009 07:57)
Maeva74 > rha2 mihitsy aloha ty zatra RVG ty e !
Soa fa misy maro ny namana toa an''i Faha mandahatra hira favy ao :wink: :-*
6. maeva74 ( 05/09/2009 09:32)
tywa68:

Maeva74 > rha2 mihitsy aloha ty zatra RVG ty e !
Soa fa misy maro ny namana toa an''i Faha mandahatra hira favy ao :wink: :-*



Tena raha2 tokoa fa zah aloha afaka mihaino fa tsy afaka mampiditra izay ny olana e! io ilay olona be , ohatrin' ny hoe eo akaikiko nefa tsy azoko kitihina akory hahahaha
:arrow: mianatra an' i Faha eto an! mandeha tokoa ny aingampanahy rehefa miaraka @ radio vazogasy e!
Misaotra anareo mirahavavy e!
7. maeva74 ( 05/09/2009 09:35)
Misaotra @ilay hira re ry Faha fa tena tiako be io :-* :-* :-* (l) Ilay tena namako
8. fahamarinana ( 05/09/2009 17:40)
:arrow: tsisy fisaorana akia maeva,am-pitiavana foana e !Za koa mpankafy an'iny ! :wink: :-* (l)
9. tywa68 ( 05/09/2009 20:09)
tsy misy fisaorana Maeva74 fa samy mankafia eo dhl a :wink:
i Faha aloha d atokisana mihitsy @safidiny e :wink: :-*
10. fahamarinana ( 05/09/2009 20:53)
:arrow: indrindra rehefa hanano ilay tsinjaka dridrangilo be lavareny tahaka ilay ao io ! :-D :-D :-P (l)
11. hery ( 06/09/2009 01:38)
Salama

Tafiditra ve i maeva74 fa tsy afaka mandahatra hira sa tena tsy tafiditra mihitsy?

12. maeva74 ( 06/09/2009 03:27)
Miarahaba antsika rehetra indray tratry ity alahady maraina ity
Manao ahoana i Hery, Faha, Tywa
Ny olana dia izao : izaho afaka mihaino tsara fa tsy afaka mampiditra hira rehefa misafidy hira aho de mandeha tsara fa rehefa azoko ilay hira tadiaviko dia asiany hoe midira aloha , avy eo zah miditra de lasa misy soratra hoe error izay de averiko indray de iny foana no mipoitra de mifindra eny @ le fidirana acceuil sao mba hoe mety de mba tafiditra fa rehefa hampiditra hira de asiany miditra indray dia indraindray zah de tena tezitra mihitsy.
Izay ilay tena olana be, sasatra ihany aho no mivoaka miditra e! ohatr' izay ihany koa ny any @ tononkalo mitovy tsy misy valaka dia gaga aho
Tena vao avy nanandrana mihitsy aho io fa tsy mety e! misy hoe error foana.
Misaotra antsika e!
Maeva74 :-* (l)
13. hery ( 06/09/2009 06:43)
Ny mahagaga ahy dia eto anefa ianao tafiditra tsara.

- Jereo fa sao dia tsy maeva74 (tsy misy majuscule sns) no ampiasainao.

14. maeva74 ( 06/09/2009 07:19)
Misaotra an' i Hery namaly, tsy azoko mihitsy simba kely mantsy ilay ordiako teo de nivadibadika ilay clavier azerty lasa querty de efa novaiko ilay izy dia ilay mot de pass otomatic sao ve de miova ilay soratra ndeh indray ho jereko ary dia milaza eto ihany aho avy eo
15. fahamarinana ( 06/09/2009 12:02)
:arrow: nanakory ihany akia ny niafarany tao Maeva ? Mba omeo vaovao an ! :-* (l)
16. maeva74 ( 06/09/2009 18:07)
Tena tsy mety ry zareo an! tsy azoko mihitsy e!
17. maeva74 ( 06/09/2009 20:12)
Tafiditra ihany aho ry zareo ka dia faly tokoa e! misaotra indrindra de mirary soa hatrany ho antsika rehetra (l) (l) (l)
Maeva74
18. fahamarinana ( 07/09/2009 09:25)
:arrow: hihi !faly koa aho akia !mirary soa koa dia mihaona ao ihany e! :D :-* (l)
19. sitlo ( 10/09/2009 02:36)
Izaho nefa mba te hanoratra tonokalo mihitsy fa tsy inspiration!

Hery
Zazakely

Fahamarinana
Mivilana

Maeva
Rameva

Tywa
Mahafinaritra

20. maeva74 ( 10/09/2009 13:18)
[quote=sitlo]
Izaho nefa mba te hanoratra tonokalo mihitsy fa tsy inspiration!

Hery
Zazakely

Fahamarinana
Mivilana

Maeva
Rameva

Tywa
Mahafinaritra

I stylo dia mahita ho lazaina foana
Fa hono ho'aho ry zareo, ilay Radio vazo gasy ve samihafa e! Misy namako izay any @ toerana iray tsy mitovy ny toerana misy anay izany de mifanolotra hira de rehefa nilaza taminy aho hoe injay ilay hira de nolazainy hafa ny tsy izany hira izany no mandeha any aminy fa hira hafa dia toy izany foana mandrampapisaraka.



:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.397