Mailaka - diso rohy ?

1. pissoa ( 27/07/2009 17:55)
Manahoana o,

Rehefa manokatra ny http://serasera.org/mailaka na http://mailaka.serasera.org na http://mailaka.namana.serasera.org dia toa takelaka an-tsary no mandeha ao amin'izao.

[Dia lasa tsy azo alefa mailaka ity hi hi hi]

Maztoo dia misaotra o.
novalian'i sitlo ny 02/08/2009 07:52
2. hery ( 27/07/2009 18:38)
Ilay http://mailaka.namana.serasera.org toa mandeha ka sa?

Raha tsy izany dia http://mail.google.com/a/namana.serasera.org
3. sitlo ( 02/08/2009 07:52)
diso rohy amin'ny ahooooooooooooooooooooana ary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6835