Bonaniverserasera oooooo

1. yonikafopl ( 02/10/2009 01:31)
Mirary soa indrindra ho anareo hanao fety, de mankahery hatrany ireo mpitantana indrindra fa i shefo :D .
novalian'i tywa68 ny 02/10/2009 12:48
2. ni81 ( 02/10/2009 07:09)
dadabe sy bebe angaha tsy mandeha? :-P :D
Dia arahabaina tokoa ny serasera e! Dia mahazoa fahafinaretana daholo (indrindra ireo namana sambany vao hihaona) :-* :-*
3. sipagasy ( 02/10/2009 07:51)
tratry ny fety aby isika rehetra e!
4. RATOVOARY ( 02/10/2009 08:16)
WE mahafinaritra izany ity an! :* :* :*
5. welie ( 02/10/2009 08:38)
Joyeux anniversaire serasera dia ny namana rehetra koa e!
Misaotra betsaka an'i ingahy talé (Sefo Hery :wink: ) sy ny hafa fa mafinaritra ny zava-bita! Tohizo hatrany an!
Dia bizzz doly nareo! :-*
6. yonikafopl ( 02/10/2009 10:25)
ni81 nen bebe sy dadabe atao any am pv ny versera, efa antitra manko de tsy maharaka ny ritman tanora tsony.
7. ni81 ( 02/10/2009 10:39)
ni81 nen bebe sy dadabe atao any am pv ny versera, efa antitra manko de tsy maharaka ny ritman tanora tsony.
:lol: :lol:
8. tywa68 ( 02/10/2009 12:48)
yonikafopl:

Mirary soa indrindra ho anareo hanao fety, de mankahery hatrany ireo mpitantana indrindra fa i shefo :D .


+1
d miandry ny sary sy ny tatitra koa :wink: :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8358