Tantara ao @ RVG

1. ni81 ( 16/10/2009 09:45)
Raha toa ka vonona handefa sy hilalao tantara ao @ RVG dia:
1 - inona avy no fepetra takianareo @ ilay mpanoratra
2 - Mety ve raha toa ka horonam-peo fotsiny no alefan'ilay mpanoratra aminareo satria tsy afaka ny hanao izany ao @ foibe RVG izy fa mipetraka lavitra
3 - Ilay mpanoratra ihany no mitady ireo olona hanatontosa ny tantara nosoratany
Dia misaotra mialoha o!
novalian'i hery ny 18/10/2009 20:10
2. fahamarinana ( 16/10/2009 12:52)
:arrow: Kay ni81 mpamorona tantara tahaka any Maeva an !! Mba tsy andriko ny hihenoana azy raha tafita ny hafatra sy azondry ny valiny ! :D :-* (l)
3. hery ( 16/10/2009 13:37)
Misy vonona an...

ni81>
1. Mila tantara mahafinaritra fotsiny izahay. Tantara azon'ny rehetra henoina. Tsy misy fepetra hafa afatsy hoe tantara tsy nangalarina :-) mety hampidi-doza
2. Mety mihitsy. Teneno ahy hoe inona no anananao hanomezana ny fomba handefasana azy.
3. Isaorana be dia be ilay mpanoratra. Raha toa moa ka tsy manana horonam-peo ianao fa tantara vita antsoratra dia alefaso ihany fa misy mpilalao vitsivitsy efa vonona ao.

Misaotra antsika rehetra e.
4. ni81 ( 16/10/2009 13:54)
misaotra hery a!
5. ni81 ( 16/10/2009 14:12)
Kay ni81 mpamorona tantara tahaka any Maeva an !! Mba tsy andriko ny hihenoana azy raha tafita ny hafatra sy azondry ny valiny !
:D :-*
6. fahamarinana ( 16/10/2009 14:29)
:arrow: ni : he he ! dia efa hiandry aho zany an ! (l)
7. ikaretsaka ( 16/10/2009 14:33)
ohatran'ny azoko an-tsaina sahady le @ fampidirana:
Komisera ratanjaaaa->lalaovin i ni 81
aharenesanareo ny feon'i fahaaaaaa!
mety kaaaaa
8. ni81 ( 16/10/2009 15:43)
ni : he he ! dia efa hiandry aho zany an !
ekany o! :D
ohatran'ny azoko an-tsaina sahady le @ fampidirana:
Komisera ratanjaaaa->lalaovin i ni 81
aharenesanareo ny feon'i fahaaaaaa!
mety kaaaaa
:-D :-D
9. Mirananirina ( 17/10/2009 14:38)
Andeha mba hamorona tantara koa aho dia ataoko mihomehy daholo aloha dia avy eo mitomany daholo miheno azy.
10. simplex ( 17/10/2009 15:34)

annoncer-o eto rehefa ho alefa an!
efa vonona hiditra fanclub ah ;-)
11. diamondra27 ( 17/10/2009 18:07)
isaky ny inona no misy le tantara ia am firy

mba omeo infos mazava moa e
12. hery ( 18/10/2009 20:10)
Jerijereo ao amin'ny Grille de programmes ao @ RVG e

http://radiovazogasy.com/grille-de-programme
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2147