miheritreritra aho hoe : sao de mba mitady fika hafahafa hisintonana ny ankizy eto @ tanana fa to ny any ampihelezana ihany no tena mazoto miditra; eo tokoa le moyen fa tsy aiko na misy azo hifanampiana ve? ra poince de jereo reo mahavita sy tsy afaka de asaivo mifanampy @ fomba tena tsara;sy antsitrapo; merci baina a!