Azoko antsaina hoe aiza no misy anao. Resaka politika no fahitako ny antony. Izaho efa miteny foana hoe ajanony amin'izay io IRC io fa izay mahafinarinaritra ny frantsay no afaka mampiasa azy.
Tsy ny serasera irery fa andramo daholo ange izay tchat mampiasa an'io eh.