Inona no tena but

1. Noue ( 03/07/2009 21:10)
Saika mba hametraka fanontaniana kely ee!

Inona no tena but n'ilay fanapahana ny hira rehetra ao @ Radio Vazo Gazy @ ilay fitenenana oe Radio Vazo Gasy ??

Misy hira manko tena tapahana in-telo , nisy fivavahana, na tori-teny vao teo dia notapahina @ io teny io ko.

misaotra
novalian'i simplex ny 10/07/2009 19:11
2. hery ( 03/07/2009 22:57)
Misy manao enregistrement dia alefany @ radio-ny :-) kanefa ny RVG no mandoa vola @ OMDA
3. sitlo ( 04/07/2009 02:48)
Ilay valiteny koa :lol:
4. Noue ( 04/07/2009 05:27)
hery:

Misy manao enregistrement dia alefany @ radio-ny :-) kanefa ny RVG no mandoa vola @ OMDA
Dia rariny ihany zany io fanapahana hira io saingy ny hiram-pivavahana, tori-teny tena mampalahelo be indrindra fa ny concentration-nao tapaka tampoka !
Ilay concentration eo am-pihenohina ny tori-teny na vavaka iny, rehefa tapaka ilay izy tena mampiteny zavatra hafa mahintsiny koo

:-D :-D :-D :-D :-D :-D

misaotra ee
5. sitlo ( 04/07/2009 05:45)
:-D :-D :-D
6. ni81 ( 04/07/2009 06:36)
Ilay concentration eo am-pihenohina ny tori-teny na vavaka iny, rehefa tapaka ilay izy tena mampiteny zavatra hafa mahintsiny koo

:lol:
7. Noue ( 04/07/2009 10:03)
dia inona indray zao no nandraisan'i ni81 an'io ? :-D :-D :-D :-D
8. Koditra ( 04/07/2009 14:16)
Hery:
Misy manao enregistrement dia alefany @ radio-ny kanefa ny RVG no mandoa vola @ OMDA

Noue:
Dia rariny ihany zany io fanapahana hira io saingy ny hiram-pivavahana, tori-teny tena mampalahelo be indrindra fa ny concentration-nao tapaka tampoka !
Ilay concentration eo am-pihenohina ny tori-teny na vavaka iny, rehefa tapaka ilay izy tena mampiteny zavatra hafa mahintsiny koo

Hery : fangà h@ toriteny sy fivavahana no misy mi-enregistrer?
9. ni81 ( 04/07/2009 14:21)
dia inona indray zao no nandraisan'i ni81 an'io ?
tsy misy !
10. fahamarinana ( 04/07/2009 16:17)
noue:
Ilay concentration eo am-pihenohina ny tori-teny na vavaka iny, rehefa tapaka ilay izy tena mampiteny zavatra hafa mahintsiny koo

:arrow: dia mankany am-piangonana sisa zany amin'izay tsy tapaka ry noue a! :)
Hery : Tsy dia olana aloha amiko,rariny raha mba misy pubs sns tahaka ny radio rehetra heno eny rehetra eny ! :D (l)
11. Noue ( 04/07/2009 20:08)
fahamarinana:
:arrow: dia mankany am-piangonana sisa zany amin'izay tsy tapaka ry noue a! :)
ka io anie t@ 23:10:36 no nahenoko ilay vavaka ee !

:-D :-D :-D :-D
12. fahamarinana ( 04/07/2009 20:15)
:arrow: noue : kay moa ! Toa hanahirana tokoa raha izay ! :-D :-D :wink: (l)
13. tess ( 07/07/2009 12:28)
hery:

Misy manao enregistrement dia alefany @ radio-ny :-) kanefa ny RVG no mandoa vola @ OMDA

:-D :-D :-D :-D bien dit bien fait
14. xxx ( 07/07/2009 15:06)
Dia lasa ohatr'izao ve izany ilay vavaka " Tompo ô .. radio vazo gasy ..."

(((( tandremo sao misy tezitra fa izay izao no fahazoako azy an )))
15. fahamarinana ( 07/07/2009 16:29)
:arrow: dia mankany am-piangonana re ry xxx rehefa tsy te hiheno rvg a,izany ka atao hanahirana !..Mba fandaharana atolotry ny namana en plus ve dia mbola tsy ho afa-po koa ny tsirairay e ! Za manokana aloha tsy mampaninona ahy,mba rariny angamba rahatoa ka tahak'izay,ny any vazaha koa tahak'izay fa tsy ny gasy irery anie ry reto e ! Tsiky dia ampy hono e !..:D (l)
16. xxx ( 08/07/2009 09:13)

tsary olana ho ahy any io ...
17. Mirananirina ( 08/07/2009 15:57)
Dia lasa ohatr'izao ve izany ilay vavaka " Tompo ô .. radio vazo gasy ..."

(((( tandremo sao misy tezitra fa izay izao no fahazoako azy an )))

hihihihi
18. simplex ( 10/07/2009 19:11)

lol
isaky ny toriteny @ rvg kay? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3223