tokony jerena sa fanahiniana atao e??

1. bazylou ( 17/04/2009 17:41)
xxx ity notiako lazaina satria toe misy olona sy maka sandoka olona 4 mahery ilay io!!
TOkony jerena akaiky io ry Hery sai Hery ihany io ??
FENO PIRATY KOA NY SITE AMIN'IZAO ary hita fa lasa terrain de jeu andry zareo mihitsy , ay ny olona 1 manan ps 4 farafahakeliny . :?: :?: :?: :?: :?: :?:
novalian'i KALACK ny 13/05/2009 16:02
2. xxx ( 17/04/2009 19:47)
Io resaka xxx dia efa haveriko matetika eto fa toa manao be marenina ohatry ny ataon-dra8 amin'ireto conseiller-ny ny mpiandraikitra ato. Tsy hiverenako intsony ny antony hanaovako xxx satria ataoko fa rehefa tsy misy ho dakoro na izà na ireo izay tsy tia ny mpanao xxx dia tokony tsy tohizana ilay resaka.

Fa kosa, ny vaha-olona hitako fa haha-dakoro antsika mianakavy dia ny FANAFOANANA ny fisian'izany xxx izany. Terena ny mpinamana rehetra ho ampiseho ny ps-ny.

Impiry aho no miteny anio fa eeeeeeeeee

Dia efa niteny koa aho fa raha toa ka mbola tsy ho terena ny tenako dia mitohy hatrany ny fanaovako xxx.

:)
Tsiky dia ampy hoy izay mpandraikitra iray izay.
3. bazylou ( 17/04/2009 23:04)
izy mamo indray honono miantso polisy !! lool :-D :-D :-D
4. xxx ( 18/04/2009 07:37)
:D

Resaka serieux io ra-bazy an! maninona moa raha foanana ny xxx e! Ataoko samy dakoro amin'izay daholo isika.
5. Lejoba ( 18/04/2009 12:58)
indraindray kosa anie misy olona manana olana @ vie privée-ny, mba te hila hevitra @ hafa izy. Ny PS-ny nefa fantatry ny ol na efa nihaona mivantana t@ namana sasany mihitsy aza izy koa manahirana azy ilay lasa firesaka hoe hay ve toy izany i anona iny eh.
Raha resa-pô indray no tiany hanehoana hevitra dia mety hanova ny fijerin'ny hafa azy.
Izay @ko no tombon'ilay xxx : malalaka tsy matahotra ny hotsaraina @ hevitra avoaka. Izay ilay virtuel.
Raha sanatria migafy na mandika fitsipika izy no tokony hosakanana
6. xxx ( 18/04/2009 13:53)
Ampianariko an'la ry mpiandraikitra ny asan'la fa ela vendrana fa za ihany no maranitra.

Izaho irery no dakoro @ hevitro de lazaiko fa isika rehetra. Aiza ela no hahita ol maranitra noho zany? Rehefa tsy tanterahan'la ny hevitro de midika zay fa BE MARENINA ela kanefa izaho no be marenina @ hevitry ny hafa.

Dia efa niteny koa aho fa raha toa ka mbola tsy ho terena ny tenako dia mitohy hatrany ny fanaovako xxx.

Ny tenako ange hoa ka ANDEVO e! Mila terena foana @ zavatra rehetra
7. bazylou ( 24/04/2009 09:10)
io le hoe xxx, sady mpitsara no tsaraina!! loool :-D :-D
8. xxx ( 28/04/2009 13:36)
sady gôl no albitra
9. ni81 ( 03/05/2009 14:21)
:lol: :lol: :lol:
10. KALACK ( 13/05/2009 16:02)
mody faninnn ndray Hery ref ts reviny le dinika mpoitr !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1878