copier-coller hafahafa

1. Bazily ( 26/03/2009 08:46)
Efa mahita atao mihitsy kah! :-D :-D :-D :-D
http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=sohitika2008
novalian'i xxx ny 29/03/2009 12:56
2. xxx ( 26/03/2009 10:49)
Kobo marina ny mpanao Ctrl+c, Ctrl+v legonina ah
io ry hery fizo ah
3. fijo ( 26/03/2009 21:00)
sady tgv io,hihihihhih
4. ikaretsaka ( 27/03/2009 03:06)
tsy hitako ny idiran'ny tezeve sy ny timina ao anatin le izy ..sa politika gasy izany resaka izany?
5. xxx ( 29/03/2009 12:56)
Aza mba ratsy saina, fa fialaham-boly no atao eto.
samy manao ze mahafalifaly ny sainy :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0845