facebook

1. ralek ( 23/04/2009 18:27)
Fa hono aho, izaho mino fa betsaka ny membre ato ao @ facebook.Ka tsy aleo ve manokatra groupe namana serasera ao @ facebook eh!!
raha mba mamaky an'ity ingahy admin dia, raha azo atao, manisy "lien" mankany @ ilay groupe.

raha efa misy dinika to ity dia mba atoroy ahy ny adiresy.

@ manaraka eh!
novalian'i ni81 ny 06/05/2009 06:51
2. locl ( 23/04/2009 19:58)
tsaar ny hevitrao fa miandry zay e
3. fasaly ( 26/04/2009 07:36)
i sefo aza efa ao am facebook ka dia alaivo namana izy dia presk naman'ny sefo daholo ny namana serasera retra, fa kosa tsy ho hitanao am pseudo-ny ato ny ankizy fa amin'ny tena anarany na koa tsy tena anarany :wink: :-P
oatr'ahy zao tsy tena anarako fa kosa tena izaho no mampiasa azy he he he
4. fahamarinana ( 03/05/2009 07:13)
:arrow: fasaly : :-D Ary njy anie tsy haiko hoe any e !Kay ve ?
ralek :misy maromaro ihany araka ny lazain'ny fasaly any kah ! Fa ohatrany ny ahy manokana aloha dia mba ireo rehetra efa mpiresaka sy mpihanihany no namako any,izany akory tsy midika sanatria fa tsy hiaraka aminy vaovao fa mila mba mahalala anao sy ny hafa vaovao ihany koa ! Tonga namana ve moa dia hiavona fa arakaraka ilay atao hoe namana koa ! Za manokana zay an !! Angamba efa betsaka no efa mahalala ahy sy ny fomba fiseraserako eto. (l)
5. ni81 ( 03/05/2009 07:30)
Kay ve i fasaly sy i fahamarinana any amin'izany FéBé zany e! :-D :-D
6. fahamarinana ( 03/05/2009 10:18)
:arrow: Fébé ngaha ? tssss ! kivy sy krizy be koa za maheno ilay terme ampiasainjy !!! :-D :-D .Mba tongava akia ni81 a,tsika moa mpinamana o ? (l)
7. ni81 ( 03/05/2009 10:23)
Fébé ngaha ? tssss ! kivy sy krizy be koa za maheno ilay terme ampiasainjy !!! .Mba tongava akia ni81 a,tsika moa mpinamana o ?
Mifona @ lé fiteny ary e! Mety ho tonga any ihany aho raha toa ka tsy mandoa saran-dalana e! :-P
8. tywa68 ( 03/05/2009 10:25)
ni81 : mahita lazaina mihitsy k ! fa maninn akia ilay terme ry Faha ? :-D
9. ni81 ( 03/05/2009 10:48)
ni81 : mahita lazaina mihitsy k ! fa maninn akia ilay terme ry Faha
:^)
10. fahamarinana ( 03/05/2009 11:08)
:arrow: tywa : tonga dia battu moral moa !!
Miandry anareo roa zany za e ! Ndao fa tsy mandoa sarandalana ! :wink: (l)
11. tywa68 ( 03/05/2009 11:14)
zany ry ni81 a ! zah anie efa nanaraka andry Faha e :-D :-D
12. ni81 ( 03/05/2009 14:17)
zany ry ni81 a ! zah anie efa nanaraka andry Faha e
Hay! mba jerijereo eny an-dalana eny ary aho fa sao dia mba tonga any koa e! Sady tsy misy saran-dalana :lol: :lol:
13. fahamarinana ( 03/05/2009 15:35)
:arrow: :-D :-D mahatsikaiky be nareo roa !samy efa nanaraka ahy zany fa tsy nihaona teny an-dalana ve ? Mba lalana iray ve zany nalehanareo zany ? :wink: (l)
14. tywa68 ( 03/05/2009 16:03)
Hay misy lalana hafa mankany :lol: :-D
15. ni81 ( 03/05/2009 16:54)
mahatsikaiky be nareo roa !samy efa nanaraka ahy zany fa tsy nihaona teny an-dalana ve ? Mba lalana iray ve zany nalehanareo zany
izay aloha dia tsy fantatro e! Tsy haiko i tywa raha nandeha TGV dia zà nandeha RER dia samy nandeha fotsiny dia tsy nifankahita! Samy tonga naleha raha toa ka izay.
Anjaran'i Faha izany no mba manontany azy hoe: misy namana nitaingina RER any ka efa tonga ve sa tsia. :lol: :lol:
Mety ho nifankahita koa aza angamba teny @ gara fa tsy nifankalala fa dia samy nitsiky fotsiny dia lasa! :-P
16. fasaly ( 03/05/2009 19:06)
za ky leo be any fa manimba conesion be lay fébé ah! angamba mila fekely vao mande ara-dalàna ny coneksion, meda velona mhisitra be tsssss
manjary tsy de mazoto miditra tsony fa mila tsy hisokatra lay izy.... :x
17. RATOVOARY ( 04/05/2009 14:23)
ni81 sy tywa68 > Efa tonga ve nareo fa ndeha hitsena anareo any aho zao.
Fasaly> Ny ahy ny connexion mihitsy no bloquée ( ny par-feu ) revô misy resaka comptes personnels mampiasa loging ireny.
Fahamarinana> Ho valiako tsy ho ela ilay q? napetrakao iny fa izay aho vao mba misy fotoana kely.
18. ni81 ( 04/05/2009 14:43)
Raha tsy tazanao eny @ gara izahay dia tazatazano eny @ ville eny fa mijerijery tanàna e! :lol: :lol:
19. tywa68 ( 05/05/2009 04:52)
Ratovoary > mbola mijery magazay zahay fa very lalana :lol:
Dia valio ho anay rhtra eto ny fanontanian'i Faha fa mahaliana anay, zany moa ry ni81 ô ? :-D :-D
20. fahamarinana ( 05/05/2009 05:07)
:arrow: Zandry Tovo : Ise aza tsy mandalo ary intsony ,tena very aho fa tsy misy mpiresaka ! hihi !
ni sy Tywa :nareo 2 nge samy namako e fa tsy haiko atao akory ! Mila samy mampiseho cni fa tsary mifankahalala ? :-D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1259