facebook

21. ni81 ( 05/05/2009 05:21)
ni sy Tywa :nareo 2 nge samy namako e fa tsy haiko atao akory ! Mila samy mampiseho cni fa tsary mifankahalala ?
ka rehefa hampihaonin'i faha ve izahay tsy hifankalala eny ihany e! :)
Dia valio ho anay rhtra eto ny fanontanian'i Faha fa mahaliana anay, zany moa ry ni81 ô
ie
22. RATOVOARY ( 05/05/2009 05:54)
ni81 sy tywa > aza dia mandeha mitsifotsofoka elekelen-trano loatra sao very any :-D :-D , rah tsy zany bip-peo ihany izahay sy Faha rehefa tafaverina eny @ Gara nareo.
Faha > Zah nge wa sahirana e! Efa handalo any aho zao tsy ho ela.
23. ni81 ( 05/05/2009 06:16)
ni81 sy tywa > aza dia mandeha mitsifotsofoka elekelen-trano loatra sao very any
Ka atao ahoana no hi-bipéna anao raha tsy fantatra ny telefaoninao e! :lol: Mety tsy ho very izahay fa i faha mazoto hitsena hono ka!
24. tywa68 ( 05/05/2009 08:05)
Ka efa novalian'i Faha v ny fanontanian'i zandry Tovo e :-D :-D
Ni81 : njy no-bipéko tsy namaly :lol:
25. ari.malala ( 06/05/2009 05:35)
zay "fe kely endaka" itony zany aona? :^)
26. ni81 ( 06/05/2009 05:36)
Ni81 : njy no-bipéko tsy namaly
Sao mba diso nomerao ary njiako zany no tsy nampisy namaly azy! :-D :-D
27. RATOVOARY ( 06/05/2009 05:42)
zay "fe kely endaka" itony zany aona?

Hain'i ari moa le hoe tsy hakelin'ny fil no jerena fa ny fidoboky ny bafl ?
28. tess ( 06/05/2009 05:45)
tywa: mba bipé ko ny namana an! sao de mody fanina refa mba mandalo any am tanàna any ihany :wink:
29. tywa68 ( 06/05/2009 06:09)
Tess > ary tsy mandeh anie ny numéro njy zany e :-D i ni81 aza tsy mandre nefa efa impiry no bipé-ko :-D
Ari.malala > f'angah akia misy mampiseho fe ao an :-D
Ratovoary > tsss :-D :wink:
30. ari.malala ( 06/05/2009 06:37)
fa aiza klou no misy ny miméro anareo reo e! nga misy bokin-daharan-telefaonina ato? :^) :-P ôtsan mbô iantso kou mants za ra zan ko hihihi

Ratovoary, aiza no misy bafl ilàna fil? sa tena itanao le maha fildefera anà =)) =)) =)) =))

tywa, tsy haiko akia fa otran'ny misy miresaka fébé ko ny ahy fe kely ko :^)
31. ni81 ( 06/05/2009 06:51)
i ni81 aza tsy mandre nefa efa impiry no bipé-ko
tsy mandre angaha? :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8232