http//89.163.146.192:9000/radiodonbosco

1. vaotonga ( 30/03/2009 04:09)
Mba andefaso ilay RDB @ Net zareo fa ny ahy voafafa t@ fihainoana ny lahatenin'i Filoha Ra-8 anikeheo a! mba efa niezaka aho nampiditra io"site"nomenareo io(Lohanteny) fa tsy haiko ny mi"manipuler"azy dia tsy tafavoaka.Misaotra betsaka indrindra ho an'izay mamaly ny antso. (l)
novalian'i vaotonga ny 01/04/2009 01:07
2. Ralay ( 30/03/2009 05:58)
Vaotonga: Ity ny lien hihaihoanao ny RDB ka dia mihainhoa finaritra e. Raha mila fanazavana fanampiny dia andefaso hafatra aho.
http://89.163.146.192:9000/radiodonbosco?MSWMExt=.asf
3. sitlo ( 30/03/2009 14:32)
Misaotra an-dRalay.

Fa ohatra ny mahatsikaritra fampandriana adrisa aho amin'io radio io.
4. lasa ( 30/03/2009 14:40)
sao mba misy lien @radio hafa ry zareo a! ohatra:RTA,VIVA,ANTSIVA,ACEM,...sns. Misaotra mialoha e.
5. vaotonga ( 31/03/2009 02:19)
Dia mbola mamerina ny fisaorana feno fankantelemana ho an'izay namaly ny antso e! ary mbola mirary fiaraha-miasa hatrany.
Araka ny hevitro ho an'le olona niteny hoe"fampandriana adrisa ny RDB"dia izao araka ny hevitro: na in na in zava-miseho dia tsy natao hi"dramatiser probleme"ny Radio fa miezaka araka izay azo atao mba hampitony ny olona satria raha efa hita izao fa mikorontana ny tany no mbola misy mandrangitra ihany dia ho loza no hitranga,ary izany mandrangitra izany koa tsy natao ho anjara toeran'ny RDB e!
6. sitlo ( 31/03/2009 03:00)
Marina izany amin'ny lafiny iray. Izany hoe ho an'ireo any an-toerana manatri-maso.
Fa ho an'ny tsy mahita indray dia lasa tsy ampy ilay vaovao.
7. vaotonga ( 01/04/2009 01:07)
Mino aho fa ianao dia tsy any Mada matoa milaza ho tsy ampy vaovao,toraka izany ny tenako izay manoratra sy mamaly anao,za koa tsy any fa mionona satria tsy ho antsika mintsy fa ho an'ny olona any an-toerana ny toy itony,mila"balancer"na kely ny fon'ny olona any fa diso mafana loatra e! Ka ny Radio no isan'ny manana anjara toerana lehibe @zany,ka raha Radio tsy manao an'izany fa mirona @ atsy na ny aroa dia heveriko fa tsy manaraka ny fitsipi-dalaon-tserasera.Inona moa r'ise no zavatra mba ahazo antsika aty ivelany aty?Ny any Mada no tena tokony hananana"souci"bebe kokoa satria noho ny firehana sy ny foton-kevitra tsy mitovy dia mitady hiady an-trano sy mitady hanao an-kolafiny ny mpiray tanindrazana izay tsy iza fa samy Malagasy Ray sy Reny.Ka ho antsika dia izao:ataovy ampy izay mba azo kely,ataovy sotro ranon'ankoho e! ny kely azo andrandraina.Raha tena malahelo mafy ny tanindrazantsika isika @zao zava-mitranga izao dia ny vavaka no asondroty avo dia avo any amin'A/tra,ok!

sitlo:

Marina izany amin'ny lafiny iray. Izany hoe ho an'ireo any an-toerana manatri-maso.
Fa ho an'ny tsy mahita indray dia lasa tsy ampy ilay vaovao.



Amim-pitiavana be (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579