Liste des messages
Liste des messages, inserés par vaotonga, par ordre de date
vaotonga
(
04/05/2009 15:14)
Tena ho tafalatsaka anaty fandrika lalina ny Firenena
Henoko t@ RDB vao t@ 4ora teo fa hamatsy vola ny HAT ny SAODIANA(Saoudi Arabie).Ny mahagaga dia ny Firenena rehetra maneran-tany dia manapaka ny fanampiana ara-bola an\'i M/car fa ity Firenena izay vo...
suite
répondu par tsiafoi1 le 05/05/2009 08:49
vaotonga
(
01/04/2009 06:52)
Ny fandaharana Karajia RDB
Ity misy soson-kevitra tena milay be,ka ahoana ny hevitrareo?Efa lasa ilay natao hoe mpanao didy jadona,ka nahoana raha averina @zay ilay fandaharana KARAJIA tao @ RDB fahiny e! Zay rangahy tena mi...
suite
répondu par xxx le 01/04/2009 10:02
vaotonga
(
30/03/2009 04:38)
http//89.163.146.192:9000/radiodonbosco
Izaho koa dia aty ivelany tahaka anareo rehetra miely patrana eran-tany nefa na izany aza dia te-hanaraka ny raharaham-pirenentsika akaiky dia akaiky aho.Ka raha mba misy aminareo re afaka mandefa R...
suite
répondu par andrywui le 04/04/2009 09:09
vaotonga
(
30/03/2009 04:09)
http//89.163.146.192:9000/radiodonbosco
Mba andefaso ilay RDB @ Net zareo fa ny ahy voafafa t@ fihainoana ny lahatenin'i Filoha Ra-8 anikeheo a! mba efa niezaka aho nampiditra io"site"nomenareo io(Lohanteny) fa tsy haiko ny mi"manipuler"azy...
suite
répondu par vaotonga le 01/04/2009 01:07
