otran mba tiko tenenina fontsiny ity satria zava-misy e

1. xxx ( 17/03/2009 14:14)
otran mba tiko tenenina fontsiny ity satria zava-misy ato am serasera e !!!
ny lelah sy vevav no mpi-fandefa mail fa ôtran mahalana be ny hoe samy vevav na samy lelah no mi-fandefa mail !! na de hoe namana fontsiny aza no tadiavina de zany no zava-misy !!

vevav za miteny io fa ny mandefa mail any amiko de lelah daholo tsis vavy mitsy!!
fa za mba manao premier pas ihany mandefa mail any am vevav fa ny vevav manao premier pas tô tsis mitsy !! tô variana ihany ah !!

ôtran hoe mi-s'attire kou kou ny lelah sy vevav de tsy ilaina ny mandefa any am olona mitovy sexe am tena !! tsis resaka hafa2 io an : tsis idirana pd sy lesbienne !! fa juste hoe zay fontsiny !! ary zany kou tsy midika fa tsy tiko ny andefasan lelah mail !! milay le izy fa gaga fontsiny ah hoe aiza ny vavy !! satria namana lahy sy vavy no tadiavina !! namana fontsiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 07:31
2. fahamarinana ( 17/03/2009 15:17)
:arrow: aiza kosa ary no ahafantaran'ny xxx izay mail ifanakalozan'ny vhv any e ! Za manokana aloha tsy mpandefa mail amin'olona na vavy na lahy raha tsy misy resaka precis tiako azavaina ++ na fiala-tsiny fa mantsam-bava ohatra (hihihi ) na somary niakatra ohatra,na koa misaotra namana ,tsy resaka 1er pas fa resaka feeling kosa angambany ! Asa anefa fa tsy dia haiko ny an'ny hafa .Maro ihany izay olona mba anoratako izay ato aloha,mba anorato za hoe jereko raha hamaly ! :D (l)
3. xxx ( 18/03/2009 05:18)
Ny tena zava-misy ve io resahinao io, nefa de lazaiko anao ny marina fa ho an'ny lehilahy dia mahasarika azy kokoa ny manoratra any @ vehivavy. Rah mpikambana vaovao moa izy dia ifandrombahana mihitsy inrindra fa raha mametraka sary ary ka manjamanja de vao maika feno angamba ny boite de recept° n'ilay sipa, ny comments ao @ sary moa de aoka fotsiny. Ny vehivavy indray ny fahitako azy, mora mifandray kokoa ho mpinamana na samy vavy aza tsy hoatran'ny lehilahy. Ary raha maharay hafatraizy dia tsy dia miavona izany ( ny ankamaroany ) fa mamaly ampahatsorana.
Azafady fa mba miafina kely aho eto satria ianao mba miafina koa manokatra ny adihevitra.
4. xxx ( 18/03/2009 06:10)
xxx 2 >>>n ka io voalazanao io mitsy ane no tiko tenenina e
5. xxx ( 18/03/2009 06:24)
xxx tompon-kevitra > logique be io fisehoanjavatra io ( ny antony tsy haiko )
Lehilahy aloha zaho no mamaly e! Manana namana lehilahy aho ato, tsy iray na roa fa maromaro, ary tsy voatery ho mifanoratra vao mpinamana, sady ny anay lehilahy aloha tsy dia misy resaka hoe inn isaky ny mihetsika dia hifanoratra. Nisy tamin'izy ireo no efa nifanoratra tamiko nifampita vaovao , ny rehetra koa anie raha vao mitovy firehankevitra matetika any @ dinika dia mifankahazo ho azy e! de mifandray e avy eo. Tsy voatery hoe andefasana mail hangatahana ho namana de rah manaiky vao mpinamana fa ny fandraisany resaka dia ahafahana mamaritra fa azo raisina ho namana, any izy dia efa attirer-na tsikelikely hifandray aminao .
6. fahamarinana ( 18/03/2009 12:42)
:arrow: xxx4 : iraisako hevitra koa ,ohatra za manokana izao raha niditra tato tamin'ny 1er dia tsy nahalala olona afatsy ihany aloha ,izay vao nahita namana efa haiko koa ,,et encore tsy hoe fantatro tsara fa niha-fantatro tsikelikely fa ny fifaneraserana teto no nahatsara kokoa ny fifandraisana dia niha-nihitatra ,hany ka amin'izao fotoana izao dia nahazo namana betsaka ,ary mbola namana any amin'ny toeran-kafa ihany koa :ao ny vavy ,ao ny lahy !
Ny tiako tenenina hoe misy aza tamin'izy ireo tsy nifanoratra amiko fa tonga dia lasa namana satria misy feeling mitovy ary na tsy misy aza ohatra dia misy zavatra mampifandray ihany koa na mahatonga fifandraisana e!.
Tapaka koa ny tsinaiko amin'ilay hoe namana sipa vaovao mametraka sary !! :-D :-D zany kay ny fombandry zalahy ato ! njekaiky o !
Ary sao mba tokony hiafina koa za aloha ? :) (l)
7. xxx ( 18/03/2009 13:05)
Fahama> Tsika zao efa elabe no mpinamana ( azafady fa niafina hatr@ volou aho de aleoko tohizana ny fiafenana :lol: )
tena serieux io, ifandrombahana mihitsy, ny bizoroka angamba tsy hay tsony. Nanana namana zay aho tato (vhv izy) fa nanapakevitra izy ny tsy hametraka sary tsony fa adaladalambvh hono ny mpisera. De niova takelaka izy fa vao mainka loza koa, tena pire mitsy aza noho ny tato, nony farany tsy niditra taiza taiza tsony fa nipetraka. De ouzy aho hoe zany ny fomba virtuel ry kala fa kalam fotsiny twa hoa.
:-D :-D :-D
8. fahamarinana ( 18/03/2009 13:51)
:arrow: tena izay tokoa ilay virtoaly zany ry xxx namana tsy haiko ...
Reto bandy reto oah tsss....mampalahelo mihintsy ilay sipa hanaovanareo azy ! :) (l)
9. xxx ( 19/03/2009 07:31)
tena izay tokoa ilay virtoaly zany ry xxx namana tsy haiko ...

An3! tena namana hainao aho fa tsy miseho fotsiny.
Zany ny fomban'ny lehilahy r'ise a! fa tsy izy rehetra an! zah zao tsy anatiny :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3512