niova look an

1. simplex ( 01/04/2009 10:11)

tatanta be ny rvg :}

sady reveko be ilay fika fandaharana vaovao :P

merci sefo

^:^
novalian'i rova30 ny 03/04/2009 10:13
2. tslem ( 01/04/2009 11:20)
D rehefa ao @ RVG tokoa angaha moa d tsy misy rubrique handehanana aty @ forum? fa tsara marina aloha ilay izy e, mazava be :)
3. tess ( 01/04/2009 21:17)
:P ka zay tsary mahita anzany ry simp ah :°) :-P
4. sitlo ( 02/04/2009 00:55)
tsara tarehy ka!

Raha maitsomaitso ilay orange dia nataoko afa TIKO! :°)
5. cutie ( 02/04/2009 20:13)
sady reveko be ilay fika fandaharana vaovao

itovizana :-D
6. fahamarinana ( 03/04/2009 08:13)
:arrow: zany ilay hoe manga ny lanitra ka tsy takatro,arak'ilay loko manga e !
Tiako ihany koa ilay fandaharana hira vaovao fa ny olana dia 1sy 8 dia nandeha ny hirako ,tsy nanampotoana ndray aho nankafy,za ve nahalala hoe tonga dia lasa izao ! hummm !! fa zao efa haiko kah !
Mankasitraka sefo o ! Ilay fampitombona ny hira azo alefa sisa no mbola andrasana raha hitombo 3 na 4 na 5.... :) (l)
7. ari.malala ( 03/04/2009 09:23)
saaaaaaambatra akia nareo afaka mihaino radio :( za ts mba afaka :( ts equipée ny machine ko snif snif!
8. rova30 ( 03/04/2009 10:13)
:) ari
haingana ianao am-le fitaovana fa matiantoka be eo!

Un peu de radio vazo gasy dans ce monde de brut.

fahamarinana:

ndao hiaraka hiady varotra am-le hira, sao dia mba mahazo betsabesaka any !hi!!
ndao ho ah! :-P
dia le hira prefere koa mba mihoatra ny 20! Enga anie!
dia ny...
de zayyyyyyyyyy!


(l) (l) LAFATRA E! MISAOTRA O !: Misaotra e! ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0851