Lasa indray ny gafin'i XXX ao @ politika

1. Noue ( 13/03/2009 19:54)

Dia tena tsisy dinika azo valiana intsony ao @ dinika politika fa tsentsin'i XXX manao copier-coller !!! inona no azo atao ??
novalian'i xxx ny 14/03/2009 11:41
2. ni81 ( 13/03/2009 19:59)
Dia tena tsisy dinika azo valiana intsony ao @ dinika politika fa tsentsin'i XXX manao copier-coller !!! inona no azo atao ??
:-D :-D nareo samy mpahay politika ireo ka mifandamina moramora eo e!
3. Noue ( 13/03/2009 20:53)
ka ny zavatra ataon'io XXX io kosa tena tsy lasa eee !
4. vale ( 14/03/2009 02:12)
fa inn no dikan'izao eee?????????? 8O 8O 8O 8O 8O 8O :twisted:
5. yvonKEL ( 14/03/2009 09:00)
tsy manan-kevitra intsony izy manala azy sisa;toy ny etsy @ 13 ihany ee. ny kabary omaly ihany no averimberina fa lany fitaka. ary raha tena milaza ny marina tsy miafina @ xxx fa misehoa. tsy mahagaga fa diso filiera angambany
6. Mirananirina ( 14/03/2009 11:21)
Fanafoanana ny tsy lazaina angamba ny fanafodiny.Mankaleo be
7. xxx ( 14/03/2009 11:41)
yvonKEL NO MPANAO COPIE COLLER ATO HERY MODY FANINA FOTSINY LE KISOA LAHY ITY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1203