fanotaniana de mba volio re tompoko o!

1. rtcflora ( 27/03/2009 20:34)
javascript:emoticon('8O')manaoana jiaby inona kay no dikany hoe (lol) javascript:emoticon(':?:')fa tara be za misaotra mamalyjavascript:emoticon('8O')
novalian'i Lejoba ny 30/03/2009 14:17
2. Noue ( 27/03/2009 20:54)
lol :-D :-D :-D :-D
(laughing out loud) LOL » est un acronyme employé en tant qu'interjection, très répandu sur internet, symbolisant le rire ou l'amusement.

lol
3. xxx ( 27/03/2009 21:03)
Malaza be eto koa le hoe fozaorana. Inona kto no tena dikan'io ry zareo?
4. Noue ( 27/03/2009 21:15)
fozaorana ve ??? :-D :-D :-D ny foza ve tsy fantatrao ?? fozaorana dia ireny foza kely tsisy anilavana azy ireny eee !! raha ny tena izy raha tsy diso aho dia ireny foza kely tsisy ho hanina ireny mainty kely ireny !!! :-D :-D :-D
5. xxx ( 27/03/2009 21:28)
Raha azoko zany ry Noue de ilazana an-le olona tsisy ilana azy ireo antsoina hoe fozaorana? Tsisy saina fa tainy fotsiny (azafady am-le teny mivantana be) ve zany?
De iza no tena fozaorana: ny tim sa ny tgv (ra8 sa radomelina) araka ny fahitanao azy?
6. sitlo ( 27/03/2009 21:49)
lol = mihomehimehy be, na mampihomehy be

foza orana = http://simplex.blaogy.com/post/326/6121 (dingano ny blabla)
7. xxx ( 28/03/2009 06:25)
Ary maninona tokoa no natao hoe fozaorana izy ireny nefa tsy misy itovizana amin'ny foza mihitsy? farafaharatsiny mba hoe orampoza satria orana tsinona fa kely toy ny fozakely, na orambalala, na orambalalamena, sao mba anarana apetapetaka fotsiny ary le hoe fozaorana fa sao mba zavatra hafa no tokony hiantsoana azy? efa neken'ny akademia ve io voan-teny "fozaorana" io?

ary any an-dafy ve misy foza la neige :lol: :lol: :lol: ???

ary ahoana koa ilay hoe paomakaki??? efa nahita ve nareo???
8. KALACK ( 28/03/2009 09:13)
Ny foza orana dia teny nalaza tao M/car nanomboka tam 2007 ! biby hita tao anaty olona latsaka tabaty rano dia maty tao lay olona ka rehef nojerena de feno an'io biby io tao anatony , diso ny filazan'i Noue fa ny fozaorana dia fihinana ary hanin'nyolona
9. Mirananirina ( 28/03/2009 16:29)
rtcflora

ary ny dikan'io
10. Lejoba ( 30/03/2009 14:17)
ny paomakaki, na kaki paoma dia variété-na kaki fa tsy inona akory.
Toy ny paiso misy hoe petak'orona, paiso gasy, paiso ran-kena sns.
Ny paomakaki dia mafy fa tsy toy ireny kaki mora potika be ilay orange kenakenaina be ireny.
Mila kaikerina ohatry ny paoma rehefa mihinana azy nefa ny endriny ivelany dia mitovy @ kaki ihany. Aty an-dafy dia sharon no iantsoan'ny vazaha azy koa

mirananirina > aiza io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2314