rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e

1. xxx ( 23/03/2009 13:12)
rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e ny forum rehetra misy fiblokena ny ip ka ny anareo toa tsy misy donc tokony hakatona fa mbola be ny zaza tsy ampy taona mijery eto
novalian'i ni81 ny 26/03/2009 06:34
2. xxx ( 23/03/2009 13:13)
marina izany akatony rehefa tsy hay ny mifehy ny olona e ,akatony sady efa miha tsy misy kil intsony eto
3. hery ( 25/03/2009 10:48)
:-)

raha tsisy kil io dia mikatona ho azy fa tsy ilaina akatona akory ka.
4. tywa68 ( 25/03/2009 10:52)
xxx1 : ho fehezina ahoana moa ? Tsy ny forum no akatona, fa zay tsy mahataty na tsy mila d miala. :wink:
5. fahamarinana ( 26/03/2009 05:52)
:arrow: koa raha tsy sanatria afatotry sefo amin'ny tady ireo tavela ireo dia tsy afaka miala !
tywa : hummmm ,masiàka zany an !
tsiky dia ampy re rey olona,mandalo ihany izao ,angambany !! :) (l)
6. ni81 ( 26/03/2009 06:34)
marina izany akatony rehefa tsy hay ny mifehy ny olona e ,akatony sady efa miha tsy misy kil intsony eto
Ka ireo olona zatra gaboraraka no manimba zavatra eto ka tokony hiala ho azy rehefa tsy tamana e! i xxx1 io zao mbola kil knou!
Izahay tsy mitana izay tsy tamana hoy izay hira izay :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229