ny message

1. todiso ( 28/04/2009 11:10)
[Andefaso imailaka aho rehefa misy hafatra tonga ho ahy]
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:13
2. ni81 ( 28/04/2009 11:23)
Veloma hono antsoiny e! :D
3. ari.malala ( 28/04/2009 13:27)
ni :-D :-D :-D
4. xxx ( 28/04/2009 13:38)
todiso:

[Andefaso imailaka aho rehefa misy hafatra tonga ho ahy]

Ndana mahazo fa za tsy mavita
5. fahamarinana ( 28/04/2009 13:42)
:arrow: ni sy ari.malala :maditra vavy ! Ilaozanareo roa mivanitika ndray an ! :) (l)
6. sitlo ( 28/04/2009 13:49)
todiso:

[Andefaso imailaka aho rehefa misy hafatra tonga ho ahy]


Ao amin'ny momba anao

[center][/center]


7. ni81 ( 28/04/2009 13:55)
ni sy ari.malala :maditra vavy ! Ilaozanareo roa mivanitika ndray an !
:-D :-D :-D :-D
8. fahamarinana ( 28/04/2009 13:58)
:arrow: sitlo: mazava be kosa zao an !ho azony tsara kosa amin'io sary io ! :wink: (l)
9. mmmhh ( 28/04/2009 14:32)
aza omehezana kosa ry reto izy a,

10. fahamarinana ( 28/04/2009 14:56)
:arrow: mmmhh : za tsy nihomehy an ! Ireo roa vavy reo ihany io ! 8) (l)
11. kotobekibo ( 28/04/2009 16:12)
izy kosa ry reto bandy mila vonjy fa aza torahana vato kilonjy a!
mitsoaka tsy miverina eo intsony io fah! :-D :-D :-D
12. ni81 ( 28/04/2009 16:32)
mmmhh : za tsy nihomehy an ! Ireo roa vavy reo ihany io
aoka kely ange ry faha a! Zà ange tonga dia mba nandefa ilay hafatra ho azy e! :-P dia i ari no nivanivany nanaraka ahy teo ndray. Njy ry ari a! zao bedin'i mmmhh sy bekibo tsika. Kay koa aza i bekibo mimeme io knou :^)
13. ari.malala ( 29/04/2009 05:36)
=)) =)) =)) fona tompoko fa ts fananina! =)) =)) =)) =))
14. xxx ( 30/04/2009 21:13)
narreo koa rrry rrreto ihomezanarrrreo kosa ve rry rreto izy.ohatra izany ny fiteninay satriaa izahay gasy kely mba tafavoaka dia hiomezanay izay gasy manhantra.elisany na inareo izay nihomehy ireo ,mba mailo fa amin'ny rantsa-tanana sisa ny andro isaina dia harary ialisany ary ho avy tsikelikely izany,ny sasany aminareo ho voan'ny sida ,ny sasany ho voan'ny aretina mbola tsy fanta-pisiana ,ary ny iray kosa dia ho may tarehiny ary tsy ho sitrana intsony fa hamela olatra mandrakizay,raha mbola izaho no izaho dia tsy maintsy tanteraka ireo,masina ozy ,masina ozy.[size=13px]O domine omnipotens reminiscere patrismei cui tribuisti omnium rerun cognitionem,facut per virtutemilluis praeceptorum.[/size].masina ozy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8014