biz'oroka

1. sitlo ( 31/12/2009 14:08)
Saika handefa bizy faran'ny taona tato aho dia tsy hitako hoe aiza ny fanaovana azy.
Sa tsy nasiana intsony ve?
8)
novalian'i hery ny 31/12/2009 14:16
2. hery ( 31/12/2009 14:16)
Mbola tsy vita :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1683