namana???

1. xxx ( 17/12/2009 11:40)
Arahaba.

Tsy izany fa rehefa mba mitady namana vaovao sy mitovy feeling amiko aho dia tena sahirana mihitsy. Ny antony voalohany angamba dia noho ny tsy filazantsika namana tsirairay ny tena marina mikasika ny mombamomba antsika. Safidin'ny tsirairay iny ka tsy hidirako lalina.

Fa na izany aza nefa dia misy ihany ny olona milaza ny marina. Ny olana mipetraka nefa rehefa mba handefa hafatra amin'ireo olona ireo ianao dia be dia be.

Ka saika mba hanontany ny mpiandraikitra raha afaka ampiana ilay fanasivanana rehefa mitady namana e! ohatra hoe: ny namana mitady olon-tiana dia ireto avy; ny mitady namana tia fantajahan-tena dia ireto. Tsy hoe atao daholy koa zany a! fa hitako hoe tsy ampy mihitsy ilay sivana ara-taona e! En plus, tokony foanana ny namana izay tsy niditra efa ela be e!

Fisaorana.
novalian'i hery ny 19/12/2009 23:16
2. Samoana ( 17/12/2009 16:17)
xxx:

... Ny olana mipetraka nefa rehefa mba handefa hafatra amin'ireo olona ireo ianao dia be dia be...


Ny tena olana mipetraka dia ilay te hanampy olo-tsy fantatra anatin'ny xxx anefa tsy afa-manoatra:D
3. xxx ( 17/12/2009 17:57)
Ny tena olana mipetraka dia ilay te hanampy olo-tsy fantatra anatin'ny xxx anefa tsy afa-manoatra

Non, rehefa midinika ato ihany zà no manao xxx fa rehefa mijery anà any amin'ny mombamomba anà enao dia ny marina no lazaiko ao amin'ny ps-ko sasantsasany :).
4. hery ( 19/12/2009 23:16)
Mandehana ao amin'ilay hoe Hitady namana http://namana.serasera.org/namana/tadiavo

Dia mariho hoe olona mitady olontiana no tadiavinao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1599