tokony mba misy eto amin'ny serasera

1. sitlo ( 08/12/2009 08:37)
Mety ve ry admin raha asiana ohatra an'izao eto amin'ny serasera? Ohatra hoe misy sary mahafinaritra, dia asiana bouton klikena, dia tonga dia mivoaka amin'ny imprimante ny saribakoly kely.
please....
novalian'i Papoose ny 08/12/2009 18:58
2. maryline ( 08/12/2009 08:50)
sitlo:

Mety ve ry admin raha asiana ohatra an'izao eto amin'ny serasera? Ohatra hoe misy sary mahafinaritra, dia asiana bouton klikena, dia tonga dia mivoaka amin'ny imprimante ny saribakoly kely.
please....



hihihihi ry stillo
3. andreasr ( 08/12/2009 10:38)
mdr; mafy ka
4. Mirananirina ( 08/12/2009 12:45)
Dia lasa feno sary indray zany any amin'i sitlo raha izany.Koa tsy ho lany ny encre?? :) :)
5. maeva74 ( 08/12/2009 12:49)
ampelasoa iaby any ry Stilo izay mipoitra eo e! :lol: :lol: :lol:
6. Papoose ( 08/12/2009 18:58)
tonga dia album matevina be, na lasa iny ndray zany no solona wallpaper LOL
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873