oviana no haverin'i sefo ny dinika politique ?

1. nanjakely ( 25/11/2009 11:53)
sao dia mba politique avo lenta handemena ny sasany fotsiny izao e? misy namana iray tsy laitran'ny Antoko iray ao amin'ny politique ao rehefa miditra ao ka sao dia tsy dia izay fahadisoana lazaina fa tokony ho iry na izatsy no nesorina nefa lasa irokatra indray ? mba efa lehilahy lehibe sy vehivavy lehibe daholo mantsy ny olona ao ka sao dia ambany loatra lay raison n'i sefo hery



tsiky dia ampy e!
novalian'i terrywui ny 25/11/2009 20:44
2. terrywui ( 25/11/2009 12:06)
misy marina bedebe ny an'i nanja fa lavitra be marina ny P sy ny E raha hoe voafafa tsy nahy zany ! sa kosa ve de heverin'i sefo fa "vomanga" be mpanaraka ambokony daholo marina ny ato amin forum ato e hin hin hin :lol: :lol: :lol:
3. hery ( 25/11/2009 12:19)
Rahoviana? http://namana.serasera.org/namana/post/show/4b0d07eb9ce54 :-)
4. Mirananirina ( 25/11/2009 12:53)
jereo eto...ilay vente plat no nahavariana :-D :-D :-D :-D Tsy misy tsiny re izany fa fomba ny rehetra ny manao fahadisoana,moa raha tena nofafainao koa moa inona no olana? :) Tohizo hatrany ny fanatsarana sefo fa mankasitraka anareo rehetra eto ny tenanay.
5. xxx ( 25/11/2009 13:06)
mirananirina : mataoatra an'i hery ve sa maka 19 fotsiny ? :P :P :P
6. Mirananirina ( 25/11/2009 13:30)
mirananirina : mataoatra an'i hery ve sa maka 19 fotsiny ?
ni l'un ni l'autre.Tsy mila hazavaiko ny antony.Raha miseho ianao dia lazaiko.
7. kidoropamba ( 25/11/2009 14:24)
Aleo potserina amindra-hery ny nanazaran-dravalo azy e, ka aza atao miodikodina ny resaka fa tonga dia ahitsio: "OHATRINONA NO OMENA ANAO RA-HERY DIA AVY EO AVERINAO ILAY SERASERA POLITIKA E ?"

Resa-bola ihany aloha aroso aloha vao manao negociation. Stratejia Ra8 io.
8. hery ( 25/11/2009 14:31)
lolll oay le! saosy mandehandeha zany :-p

kidoropamba> 130 Euros https://www.paypal.com/cgi-bin/webscr?cmd=_s-xclick&hosted_button_id=9992651

9. terrywui ( 25/11/2009 14:34)
oaaayy letieee ! gaigy lahy kay ty hery ty le ..! hay ve efa misy fandoavambola amin'ny paypal mitsy ato le ... ary raha hanohana ny serasera zany kay de eto fotsiny no mametraka de mety e ? :lol: :idea:
10. Samoana ( 25/11/2009 14:36)
Misy tentative de corruption izy izany kle :-D
11. terrywui ( 25/11/2009 14:37)
ny BIANCO zao toa efa novaina hafa ny anarany ee?? tandremo hery amity koripsio ataonareo lava ty fa malama ane ny tany e! nareo zatra lalandririnina ..!
12. hery ( 25/11/2009 15:33)
Raha vao misy vonona hanome saosy dia tonga dia vonona ny boatindrakitra ka =))
13. terrywui ( 25/11/2009 18:17)
alefaso alou zany io don io vao misy politika e! vao tsy mahaloa an'io 130e io i nanjakely de vita ny politika ! haingana ..! na ze misy any alou alefa de aloa ny ambiny amin manaraka ! .. fa mila vola ny serasera e ! nareo tsy mba mametraka kely mitsy ,alefaso ny S ry mirana a, ifiona a, batista , pikatti kidoro sns .. fa aza ilaozanlaisany mody gisa any fotsiny a!! efa misy modely io ambony io handefasana azy §!! mila S maika ....§:!!
14. fijo ( 25/11/2009 19:55)
izao vao mazava fa dia miandry ny fiverenany isika e.aleo manontany tsotra ry zalahy rehefa misy olana ,fa tsy avy dia miakatra be,fa ny fahadisoana tsy miala amin'ny manana adidy
15. terrywui ( 25/11/2009 20:44)
efa misy modely paypal handoavana azy ao ! za efa nandoa tamle nijery Ambondrona 25euro vita ny ah zay ...!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2617