sssss...

1. xxx ( 01/12/2009 07:50)
Inona koa ary ty spam mikasika ny krismasy tsy mety miala nalefan'i hery ity, sss.......hafatra vaovao 1 izany hony...sssssss
2. ni81 ( 01/12/2009 19:30)
Inona koa ary ty spam mikasika ny krismasy tsy mety miala nalefan'i hery ity, sss.......hafatra vaovao 1 izany hony...sssssss
:lol: :lol:
ie, na dia efa voavaky aza ilay hafatra dia mijanona foana eo ilay hoe "hafatra vaovao 1"
3. fahamarinana ( 01/12/2009 21:53)
:arrow: :-D mamitaka be ilay izy an!Mody hazakazaka be mamaky hafatra kinanjo ilay teo ihany no teo ! :wink: (l)
4. hery ( 02/12/2009 08:08)
Zah kou ara mba mahazo
5. Mirananirina ( 02/12/2009 08:47)
mamitaka be ilay izy an!Mody hazakazaka be mamaky hafatra kinanjo ilay teo ihany no teo !
:-D :-D :-D :-D
Zah kou ara mba mahazo
=)) =)) =))
6. nanjakely ( 08/12/2009 11:37)
fa maninona i mirana no mihazakazaka be rehefa misy mesazy tonga ?
7. Mirananirina ( 08/12/2009 12:46)
fa maninona i mirana no mihazakazaka be rehefa misy mesazy tonga ?
nanjakely,ngaha mirana no nametraka ny dinika??? 8O 8O
8. maeva74 ( 08/12/2009 12:48)
xxx:

Inona koa ary ty spam mikasika ny krismasy tsy mety miala nalefan'i hery ity, sss.......hafatra vaovao 1 izany hony...sssssss



Zah koa voa noheveriko fa mba ilay tovolahy mpiresaka amiko izay re efa nidoboka ny foko hihihihihi
9. Mirananirina ( 08/12/2009 14:00)
.......hafatra vaovao 1
zao efa lasa 2 :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1667