Ny ps clones

1. hery ( 03/12/2009 08:31)
Ao amin'ny karajia dia misy ankizy mampiasa fitaovana dia mahalala hoe i ranona ihany no i ranona. Io ilay antsoina hoe "clones".

Ohatry ny mahafinaritra io raha ampidirina eto amin'ny serasera. Tsy voatery ohe i ranona ihany no i ranona fa hoe ireto avy no efa nampiasa ny IP ampiasain'i ranona io.

Tsy tenenina kosa anefa na izany aza hoe avy aiza ny firenena misy ilay IP.

Sahy ve ianareo? :-)
novalian'i ANARIM ny 19/01/2010 08:33
2. xxx ( 03/12/2009 08:56)
Tsy maniry mihitsy na kely aza amin'izany délation tadiav'in'ingahy tsiky dia ampy atao izany ny tenako.

Fa inona no tena tanjona tadiavin'i hery-sona amin'io e???? dia raha hita zao zany hoe i ranona dia mampiasa ireto ps ireto, dia inona ny tombotsoa azo amin'izany??? Aza manao fixation amin'ilay ps-n'olona fa ny hevitra avokan'ny no hadihadio.

Raha ny fahamarinana sy ny transparence no tadiavinao dia ny ao amin'ny mombamomba ny tsirairay no tokony forcé-na atao marina, dia foano tanteraka any koa ity xxx ity e.



3. xxx ( 03/12/2009 09:42)
hery:

Ao amin'ny karajia dia misy ankizy mampiasa fitaovana dia mahalala hoe i ranona ihany no i ranona. Io ilay antsoina hoe "clones".

Ohatry ny mahafinaritra io raha ampidirina eto amin'ny serasera. Tsy voatery ohe i ranona ihany no i ranona fa hoe ireto avy no efa nampiasa ny IP ampiasain'i ranona io.

Tsy tenenina kosa anefa na izany aza hoe avy aiza ny firenena misy ilay IP.

Sahy ve ianareo? :-)
fa nga moh ry hery lé ao am karajia nisy filazana ohatran'ity ? nga io tsy mivoaka irery ?

...ka lé ao am karajia tsinn lé mampiasa script toundé mandé ho azy io ô ?

amiko kosa kalou dé tsara raha mivoaka lé clones eh ! zay lé we trasparence sa ahoana ?
(elaela njay zah zany tsy nampiasa ny script-ko ! njaso kalou hitsidika karajia hijery clones) hihihihihi


4. xxx ( 03/12/2009 11:45)
Tena tsy ekena izany raha izany tsy hisy kil intsony ato , matoa nisy le hoe camouflage IP de misy dikany io
Tsiky de ampy
5. Mirananirina ( 03/12/2009 14:13)
hihihi,dia hitany havany eo daholo izany.
6. pikatti ( 03/12/2009 14:19)
"ampamoaka" le aza, misy ndray ny hitomany ato :lol:
wiwi vitamatavy elah :-D :-D :-D
elah koa rabatista :-D :-D :-D
kidoro koa :-D :-D :-D
7. terrywui ( 03/12/2009 14:21)
resatsika mitsamy eto ary ty rahery !....tsisy mpahita : iza aby ary ny PS efa nalefako teto ? milazà 4 fotsiny !


ary raha atao le izy de aleo zah no hitantana sy higaiaka ze mpi clones eto ary e

ahoana d'acc ve toi amzay ?
8. pikatti ( 03/12/2009 14:39)
Tsisy an'izany lisany mitsam zany lesy eto , refa eto de natao ho an'ny daholo be, ary aza be taraina eo elah refa petsa tary @ antimpanahy tary :-D :-D :-D
9. hery ( 03/12/2009 15:40)
Tsy hitako hoe inona ny tena olana amin'ilay izy:


- Izaho tsy miteny hoe avoaka ny IP. Ny IP dia mijanona ho privé hatrany.
- Ny avoaka fotsiny dia hoe iza no efa nampiasa na mitovy IP amin'ity ps iray ity. Dia tahaka ny mahazatra. Afaka miteny anie hoe iray sekoly, na iray cybercafe, na iray fiasana sns e.

Raha toa moa ka hoe ianao irery no mampiasa an'ilay IP dia tsy hisy nin nin ho hita eo.

Tsy mba mahaliana anareo koa ve hoe iza avy no mampiasa ity ordi ampiasaiko ity? :-p

Ary mety misy surprise be mihitsy an... Raha sanatria hono ka mitovy IP i Mirananirina sy i pikatti dia ahoana? :-p hoe mpivady ve???? kiiii
10. diamondra27 ( 03/12/2009 15:55)
fa le xxx koa izany ao anatin'ilay clones sa ahoana ry hery
11. pikatti ( 03/12/2009 16:54)
Hery ataovy mitsy fa hevitra tena TSARA de asiana ilay mnomé noty hotran'ny any @ trubine-MADA ireny de ho hita TSARA eto izay miresaka tsisy valera :lol:
12. Mirananirina ( 03/12/2009 17:02)
Ary mety misy surprise be mihitsy an... Raha sanatria hono ka mitovy IP i Mirananirina sy i pikatti dia ahoana? hoe mpivady ve???? kiiii
:-D :-D :-D :-D tandremo zany pikatti fa tratra eo an.Ary raha ohatra ka antimpanahy???hihihi. :-D :-D :-D
13. lohataona ( 03/12/2009 19:51)
Havoay dia ho hita eo fa inn ary ity matahotra daholo fa havoaka i anona i annnn?????? Raha i ann dia holazaiko hoé iza ary hatr@ foto aza ho hita eo eee!! izay namahatra !m!!!mmmmmhhhhh! ça sent bon le.....! avoay sefo an!!!!!
Izaho sahy ary hatr@ fanakammmssss aza! YESSSS! WE CAN..... :D :D :D :D :)
14. maryline ( 04/12/2009 06:57)
Hay ve misy izany manao clones izany koa e! soa fianatra zah mantsy mbola vavy tokana
15. sipagasy ( 05/12/2009 08:28)
lasa izao e!!!!! tsy olana!
16. ANARIM ( 19/01/2010 08:33)
hé hé hé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1621