serasera victime de son succés sa

1. bazylou ( 26/11/2009 18:28)
tsy nahazaka polifika le rahery?, :-D :-D :-D :-D vive tgv
novalian'i nanjakely ny 08/12/2009 11:36
2. pikawui ( 26/11/2009 20:24)
raha vao miditra bazylou dia mitsaoka mpisera,mba ataovy serieux letsy izy io an
3. Mirananirina ( 27/11/2009 08:55)
tena matahotra bazy..lou..p zahay :-D :-D :-D
4. nanjakely ( 08/12/2009 11:36)
nisy fika be bazylou nampiasain'i hery tamin'iny tapaka indray andro iny a, ny fahafantarako azy de izao : miha henjana le resaka pôlitika ,izy anefa tsy mahita le xxx mihitsy nefa ireny matetika miteny ratsy de tsisy afatsy ny nanala ilay fanaovana xxx no vahaolana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3726