Tafiditra karajia?

1. hery ( 27/01/2010 07:57)
Tafiditra ao amin'ny karajia daholo ve?

Jereo fa misy fomba 3 fidirana ao amin'ny http://karajia.org

Ho an'izay mampiasa script dia mila ovaina

Host: irc.serasera.org
POrt: 6667

na

Host: irc.karajia.org
port: 4000

Lazao ihany raha misy olana
novalian'i ideas ny 17/02/2011 05:52
2. ANARIM ( 27/01/2010 08:45)
efa omaly aho no nanandrana ilay fomba vaovao io fa tena tsy tafa, misy zavatra mila telecharger-na ve le izy ry hery a??? en plus tsy afaka mi download aho fa tsy administrateur fa simple utilisateur, d mamangy am fahoriana ny tenako zà zany fa d hatreto dia tsy tafiditra ao alou!!!
ilay fomba fidirako hatramizay no nataoko androany fa dia disconnected isaky ny 5 segondra ka asa raha misy ifandraisany na tsia fa d out zany zà zao klou!
3. ANARIM ( 27/01/2010 12:14)
tssssssssssssss tsy mety tafiditra aho eeeeeeeeeeeeeee!!!!!
4. sipagasy ( 31/01/2010 17:28)
mmhhh anarim, ny ahy ilay qwebric io ny notsindriko, ilay voalohany io izany e! fa tonga dia nety, dia efa no enregistreko koa ny ps-ko hihihih

dia tongava daholo e! hihihihih fa lazaiko zavatra ianareo fa izaho anie teo nidonàka beh tatsy ambadika tatsy e! hihihihihihihihihihihihihi
5. nikko ( 11/02/2010 09:14)
zah tafiditra karajia soamatsara, fa aona no fomba fidirana pv?
6. maryline ( 11/02/2010 23:25)
Nandany ora 1 zah niditra tao fa tsy haiko , natao daholo izao fomba izao fa eh! eh! niala maina hihihi : :oops: :oops:
7. hery ( 12/02/2010 04:02)
Ny fidirana pv raha mampiasa qWebirc dia izao: tsindriana ny ps-n'ilay olona dia misy soratra hoe Query dia iny no tsindriana.

Na koa avy hatrany

/query ps

ohatra hoe /query hery
8. Djhamhal ( 12/02/2010 05:47)
slt dôlo! za vô omaly no niditra 1 tao ,taorian'ny fanovana de nandramandramako dôlo zé itako fa azo nidirana tao fa tafiditra klou za é! fa hafahafa be lé izy tsy toy ny mahazatra ; na ny endriky ny ao anatiny na ny option- ny ;fa mila miditra matetika mizatra é! mazotoa daholo ary é! Djha !
9. Logan89 ( 16/02/2010 19:35)
Zah tao fa tsy mety e! sarotra be le izy hihihih
10. hery ( 17/02/2010 08:03)
Efa hitako ao foana ary i Logan89 am 'zao ....sady mi-ril be mihitsy :-)
11. Mirananirina ( 17/02/2010 11:04)
Efa hitako ao foana ary i Logan89 am 'zao ....sady mi-ril be mihitsy
:-D :-D :-D :-D
12. Logan89 ( 17/02/2010 19:37)
:oops: :oops: :oops: :oops: Tsy zah izany fa mety mpangalatra Ps hihihi
13. sandans ( 26/02/2010 15:47)
sahirana mihitsy fa tsy mety tafa eh rejeté fôna fa tsy azoko mihitsy nefa efa nandramana daholo ny fika rehetra ka akory atao baba hozy?
14. tsipiry ( 13/04/2010 12:35)
tena mbola sairakirana mintsy ah ato @ ser'ato ah! misy zavatra tsy azoko mintsy; mila fanampiana kely tompoko azafady
15. Bandygass ( 04/11/2010 18:03)
Salama e!!vaovao eto@ sera2 ny tenako dia mila fanampiana @ ny manao karajia!!!!
manoratra fa ts mety miseho izay soratra atôk!!!MILA FANAMPIANA!!!misôtra mialoha!!
16. coco2 ( 20/11/2010 11:26)
tsy tafa mits eh
17. franc ( 10/02/2011 11:19)

coco2:

tsy tafa mits eh


ahoana n afantarana oe iza n connecté sa tsia ra anao pv ?
18. ideas ( 17/02/2011 05:52)
Slt! asa izao ity raha handeha indray na tsia fa tena tsy tafa mihitsy e! Karajia hono ka hoe..............!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2569