Nisy zavatra hitako

1. farihy ( 23/01/2010 14:32)
Miharahaba .
Rehefa miditra ato @ forum dia mahita hoe : hafatra vaovao 25. Dia lasa nijery tary @ vavahady hono ny tenanay, saingy tsy nisy hafatra hita knou!
Matetika io no miseho.
Misaotra tompoko.
novalian'i farihy ny 27/01/2010 19:06
2. mmmhh ( 25/01/2010 07:31)
ye tena mateti-pitranga mintsy io,
3. ANARIM ( 25/01/2010 12:00)
faitako azy misy décalage be! surtout manokatra page maromaro enao, dia tsy mis à jour eo noho eo le izy!!! ilay hafatra efa novakiako tao am namana izao raha iny page iny no anokafako pejy dinika dia misoratra menamena ndray ao am pejy dinika hoe hafatra vaovao 3 ...
fa misy fotoana koa mahazo hafatra vaovao fa tsy misoratra menamena eo am hafatra voaray mihitsy aloha lay izy, fa zà efa kopikopy oe tokony misy hafatra ho anà ao, d avy d sokafako lay hafatra voaray, d iny fa misy hafatra vaovao tokoa, ary rehefa avy namaky sy nanakatona ilay hafatra aho izay vao misoratra ery ambony ery ny hoe "hafatra vaovao 1" fa raha mamaky eto hery dia mba verifieo tokoa fa tsy votery fets fets otranà doly ny kil hahahahaha!!!
fa ny tsy naha fetsy anà kloou an, tam le page niova endrika tam volohany, d neveriko ny iternet-ko no nisy blem, fa kay mila midina any ambany be mihitsy vao mahita ny hafatra sns fa vide be klouny ny fanandrify am lay colonne misy ny topic à gauche!!!
4. ni81 ( 25/01/2010 16:52)
Miharahaba .
Rehefa miditra ato @ forum dia mahita hoe : hafatra vaovao 25. Dia lasa nijery tary @ vavahady hono ny tenanay, saingy tsy nisy hafatra hita knou!
Matetika io no miseho.
Misaotra tompoko.
zà koa dia tena variana fa tratran'io voalaza io hoe misy hafatra, kanefa nony niditra hijery ilay hafatra dia tsy misy na inona na inona. Fa inona no anton'izany ry sefo hery?
5. maeva74 ( 25/01/2010 17:22)
:arrow: Hay voa daholo izany isika koa hihihi mba tian´i Hery hitsangatsangana anie isika hijery ny zava-misy any @ namana e!! hihihihi ! Izany moa ry Hery õ :lol:
6. fahamarinana ( 25/01/2010 19:58)
:arrow: hatraty koa io misy hafatra bobaka be io fa nony nosokafana toa ny teo ihany no teo !Ilay hazakazaka iray tosika hamaky no tena mahalatsaka e! :-P :-D (l)
7. ANARIM ( 26/01/2010 09:41)
dobodoboka ny fo dobodoboka aoka zanyyyyyyyyyyyyyy
8. hery ( 27/01/2010 03:04)
Manahoana,

Efa nohazavaiko ihany io hoe eto amin'ny forum ihany no misy an'io hadisoana io. Tsy mbola ao anaty fandaharam-potoana ny fanitsiana azy satria efa eo andalam-panovàna tanteraka ny forum aho.

9. farihy ( 27/01/2010 19:06)
Miarahaba,
Misaotra tompoko namaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1694