Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

1. mirananirina ( 21/09/2010 08:37)
Hoy ilay fianakams olona 1:
"andrywui - 17/09/2010 11:02
-- hon hon hon !... inona ndray no mampanahy be an'i Mirananirina otran'io ? tsisy manapetsa anao eo Madame fa aza mataoatra a! ..enao anie akamany hatramzay e ! - hiihihih le eo ambody avion ve ?? hin hin hin hin....
cyril - 17/09/2010 14:01
... sa la manao compilé fotsy ? sa le manao volamena beeuuuu.... her her her her laingako zany eeee
"
Ary hay nitonontena hoatra ny lolompotsy an!!!tratra ihany ilay olona mampiasa ny sariko atsy @ sobilove,messenger,msn,sns.....ny tena mampalahelo dia ireo lehilahy voafitakany hoe sipa izy ,nefa bandy ny ao ambadik'ilay sary....,ary za akory tsy hoe Tess ka hitsitsitsitsy aminao,fa hametraka plainte any @ police aho izao satria efa hita hoe iza ilay olona.(+ fitarainako tany @ yahoo sy hotmail)Tsy hoe any Dago eto ka anareo ny fanjakana!!
novalian'i cyril ny 04/11/2010 16:13
2. andrywui ( 21/09/2010 12:31)
za tsy malhonnete ry mirana a!.. azonao vérifiér-na ny IP ko any amizany sobilove sy messenger_nao zany fa tsisy atahorako zany ! afaka anotanianao sy ento any amizany ny IP-ko .. ny sarinao nomenao anah reny no lazaiko io ! .. tadidio tsara zay !!.. fa tsy mbola nandefa ny sarinao taiza taiza ah ary tsy mbola niditra sobilove zany hatramzay fa facebook sy serasera.org ihany no fidirako !! -- tsy haiko sady mbola tsy nidirako zany !!!...
3. mirananirina ( 21/09/2010 13:24)
Mazava be ireo teny lazainao ireo,ary ireo sary ireo no nisy nampiasa,sary ambody avion io tary facebook Mirana,ary ny sary hafa tao profil-ko,satria enao namako tao fb Mirana dia hitanao mazava hoazy ny adiresy mail ao,fa mbola tsy nandefa sary taminao aho na 1 aza,sary nagalarina tato serasera daholo no nalainao sy facebook.Dia lazaivo fa sipanao koa aho ...
4. mirananirina ( 21/09/2010 13:29)
adinoko,porofo 1 fotsiny io sary manao compelt fotsy io sary vao haingana kely tao @profil-ko???koa nalefako taminao taiza hono?????????Dia hoe afabaraka aho ve??tsssss hain'olona ihany ny toetrako sy ny fitiavako ny vadiko.
5. andrywui ( 21/09/2010 13:39)
tsy midika porofo mihitsy zany ry mirana a!.. tadidio le sary nalefanao taty amiko tam heritaona iny fa aza mandainga e! ... iee le manao comple fotsy tsisy mahalala ozy enao ary sur zany fa tsisy aniny mivoaboaka any koa raha tsy misy mahalala iny!! ary ahoana mo no lazainao fa tonga de zah no nandefa anzany ?? nefa le sarinao nataonao tao anaty album ve de zah no tonga de lazainao fa nanao an'izany ? ...madio ny eritreritro ry mirana a!! tsy nandefa ny sarinao mihitsy a!! -- fa ny sarinao nalefanao tamiko sy ny hitako tao amn facebook no lazaiko teo de tonga de hoe zah no manely any amin'izany sites zany ve ?? - zah ary tsy mahalala sites hafa afa-tsy ity serasera ty sy ny facebook !...
6. andrywui ( 21/09/2010 13:48)
Afa-baraka ahoana mou enao ry mirana? angah raha mifankalala de midika hoe sipa zay !! fa angah kou mou zah sanatria mbola nisipa taminao ?? raha minamana tsy midika hisipa foana akory e !!... - tsisy tokony hanala baraka zany fa resaka hanaporofoiko fotsiny fa efa nisy sary nalefanao tam heritaona ary mbola tsy maty le izy aty amiko (expediteur-enao).... tsisy resaka sipa mihitsy zany !! ....
7. andrywui ( 21/09/2010 13:48)
fa enao fantatro fa faly hanala-baraka anah eto fotsiny hoe zah mpandefandefa sarin'oul koa !!!... hoe namako i zama de zah koa zany mpanao anle izy ! ...
8. mirananirina ( 21/09/2010 14:05)
Ka enao sa tsy enao no mampiasa ny sariko,oui ou non dia vita ny resaka.
9. andrywui ( 21/09/2010 14:18)
De io ve no porofo itanao fa hampiasàko ny sarinao ? - NON zah tsy manao an'izany !... nenao fantatro fa tezitra amiko tamle resaka "Madame A..." enao de zaranao aza zah nananihany anao tamnio, hanalàna baraka eto hoe mpandefa sarin'oul zah !!!
10. mirananirina ( 21/09/2010 14:23)
OK!mazava izy zay,aza tohizana intsony.
11. rijadolly ( 21/09/2010 15:57)
Misaotra anareo mianadahy izahay mpiserasera noho ny fanazavana am-panajana tanteraka sy ny vahaolana izay avy any aminareo ihany. Lesona ho an' rehetra izao, na ny fisehony na ny vahaolana hita rehefa sendran' tsy zakan' iray ny ataonao.
12. ouioui ( 21/09/2010 21:50)
Ouadrayyyyyyyyyyyyyyyyy tena mbola nisy passe d'armes nahery vaika ndray tato [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG] mbola nihanjahanja foana teto koa ny resaka tany anan'onan'anona tany , eny e! mety marina aloah ny hisehony hoy rijadolly ho lesoka ho an'ny rehetra fa ilay tena lesoka dia ity;

Ireny sites communautaires (facebook, twiter..............serasera ........) réseaux sociaux(lasa domaine public) ireny mbola betsaka ny "vide juridique" raha resaka usurpation d'identité , fampiasanan'olona sary indrindra indrindra( mbola projet de loi daholo ary ny non rétroactivité de loi dia mipetraka foana

Fehiny ; anjarantsika tsirairay no mandanjalanja ny tokony havoakantsika @ fiainantsika (sary , video.....), mifantina tsara ny ho namanao

Efa nisy fanontaniako moa teto hoe an'iza ny sary mipetraka ato @ serasera ohatra dia novalin'i Hery moa fa an'ny tompony ilay sary manokana , fa nampoitrany teto ny sarin'i bitrokely tsy notahiriziny manokana , tsy hoe ny tompony tsy niraika no tiako ahatongavana fa izay moa no vailin-teny boraingona azoko t@ izay fa ny tarehin-javatra hoatran'izao indrindra [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
13. cyril ( 22/09/2010 09:07)
tandremana tsara zany ry bainn ny sary fa vao misy hirika kely ny "sasany" defa manankin-drindrina no ataony !! zah zao lety bainn omaly tena nahankin'i mirana tam rindrina ny tendako fa saika vita omaly ny mombako le ...! .. fa baraka lety zany azoko teto zany !!!baraka zany !!!!.... rehefa avy nahankiny ndray ah de mbola nodarofany kitay be ndray ny lamosiko !!hatramizao ah mbola horina fona fa mangana daholo !! ... de zay izy vao afa-po rehefa K.O ah le !...
14. fafane ( 22/09/2010 13:17)
Mampihomehy koa ty resaka sary lava nareo ato ty, fa maninona raha miresaka tsotra fa mifandefa sary de avy vao mody manao an'izao ndray e, mifanaraha tsara fa na ny mahita ny zavatra ifanoratana ato aza mahakamo e
15. ngaila ( 22/09/2010 13:55)
ô ry fafane ô,omeo ana ny anaranjy facebook de jereko ny profil njy,de avy eo ampesaiko ny sarinjy hitadiavako sipa,manaiky ve njy??efa mazava ny lazainy mpandefa fa tsy nandefa ireo sary ireo izy kou mifandefanjy aona njay!!!!
16. fafane ( 22/09/2010 14:38)
Ka zay ny tiko lazaina e, tsy hifanao an'zany fa miresaka ohatran'ny olona rehetra de zay' fa ny fahazahoako an'izy io misy resaka hafa tany aloha tany, fa tsy miditra @zay aho fa andry zareo zany, za koa tsy manao FB zany fa tsy araka e
17. cyril ( 23/09/2010 08:27)
zay nenlah ry rawix fa nanao lalandririnina tao elah ka kobon'ny oul zany ono ny fika ratsy nataonlah ,

fafane ==) tsy misy resaka haintsika anie no fandehan'io resaka sary io fa resak'i rawix sy i mirananirina manokana io fa isika de mijery sy mamaky fotsiny alou e !... alao koa lery io ho fay ao alou fa namely mafy an'i Mirana loatra koa tao amin fivavahana sy finoana tao ! lazainy fa "Madame A" ono i mirana ,zay no tena ts laninin'ny vavoniny
18. fafane ( 23/09/2010 09:01)
Tsy miditra aho fa affaire nareo alamino any ry Cyril a, za tsy mba manao2 fona ato zany. Fa aleoko manaja tena ka! Sady za tsy handefa2 sary @ olona tsy fantatro, eny na fantatro aza ka
19. ngaila ( 23/09/2010 11:00)
Za kou tsy miditra fa kosa aza mangalatra sarin'olona zany nareo lelà ireo fa hita hoe tsy mahazaka sipa hon hon hon ,de mody we nalefa hono hon hon hon....tsary misy sipa handefa sary aminareo zany ato klé hon hon hon
20. ouioui ( 23/09/2010 12:14)
Efa nilamina iny ry zalahy fa kalamina lisany a! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1698